06 Oktobra 2008

Tantara tamin'ny 06 Oktobra 2008

Chili: Mpianatra namoaka lahatsary fohy momba ny “fitandrohana”

Mpianatra ao amin'ny sekoly ambaratonga faharoa manokana no namoaka lahatsary fohy mitondra ny lohateny hoe "Mitandroka (Bullying)" mba hizarany ny fomba fijeriny momba ny famonoantena eo amin'ny tanora sy izay mety ho antony hanaovana izany. Tamin'ny alalan'ny fihetsiky ny vatana sy ny tava maneho hevitra no tena nandefasany ny hafatra, handravana ny elanelanan'ny tsy fifankahazoana fitenenana ka nataony izay hahazoan'ny rehetra ny lahatsary fohy novokariny.

06 Oktobra 2008

Nepal: Ilay praiminisitra mpioko

Minerva's Crossing no sondriana tamin'ny kabarin'ny praiminisitra, sady lehiben'ny mpioko taloha,  Pushpa Kamal Dahal (Prachanda) nataony tao New York ary nanambara hoe: “afa-miova ny vondrona mpioko, rehefa vonona ny hiroso...

06 Oktobra 2008