Abeni dia mitatitra izay fanahiany taorian'ny fanambarana fisondrotry ny vidina lafarinina any amin'ireo vondronosy St. Vincent sy ireo Grenadina :
Tonight, SVG TV reported that the price of flour will soon be going up. I wonder if this is a plot to steer us away from flour and to more healthy living […]
Look how bread about to turn luxury on us! […]
It seems I have to get a liking for those veggies. Wait, they cost way more than the bread so I got no where to go. It appears I will have to love flour from a distance
“Nambaran'ny SVG TV io takariva io fa hisondrotra atsy ho atsy ny vidin'ny lafarinina [koba varim-bazaha]. Dia manontany tena aho raha tsy tetika vokatry ny fikaondoha mba hanalavirana antsika ny lafarinina sy izay fomba fiaina mahasalamana izany […]
Jereo ny fivadiky ny mofo ho zary entam-barotra haitraitra ho antsika ! […]”
Ohatry ny hitombo izany ny fitiavako ireo anana sy zava-maitso. Andraso kely aloha, mbola lafo lavitra noho ireo mofo izy ireo ka dia very hevitra aho [tsy hitako izay aleha]. Angamba izany dia amin'ny “fijery” ihany [avy lavitra] sisa no hitiaviko ny lafarinina.”
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...