Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

10 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 10 Avrily 2008

Zimbaboe : Ireo herisetra taorian'ny fifidianana

This is Zimbabwe no manapariaka ireo herisetra taorian'ny fifidianana any Zimbaboe : The two men in these images are both MDC office bearers in the Mashonaland East Province of Zimbabwe. They were beaten on Tuesday night by Zanu PF militia based in the area. Last night, three houses were burned...

Egypta:Mpitoraka blaogy miatrika vava-ady

Nihazakazaka niaraka tamin’ny famantaranora (famantaranandro) ny mpitoraka blaogy Egyptiana nampita ho an’izao tontolo izao ny fitroatr’ireo mpiasa izay niantraika tamin’ny firenena manontolo, toy ireo an’arivony nitangorona nanoloana ny Al Mahalla orinasa fanenonan-damba, nangataka ny hanamboarana ny karamany ho tsaratsara kokoa sady nanohitra ny fisondrotry ny vidim-piainana. Isan’ny voalohany koa niaraka...

Nizeria : Fandraràna ny fimailo

Jeremy Weate no manapariaka ao amin'ny naijablog lahatsoratra mikasika ny fandraràna ny fimailo any Anambra, Nizeria : It is now illegal to encourage the use of condoms in southeast Nigeria's Anambra State. The state government has also banned the advocacy and distribution of other forms of contraceptives including IUDs (intrauterine...

Japàna : Fankalazana ny filahiana

Lee no manapariaka ao amin'ny blaogy Tokyo Time andiantsary nalaina nandritra ny fankalazana ny isantaonan'ny “fananana anaka” [fertility festival | festival de la fertilité] tany Hachiman-gu Shrine, Japàna : The morning’s penis-based proceedings eventually building up to an incredible climax, that sees the colossal cocks carted through the crowd. Which,...

St. Vincent sy ireo Grenadina : Fisondrotry ny vidina lafarinina

Abeni dia mitatitra izay fanahiany taorian'ny fanambarana fisondrotry ny vidina lafarinina any amin'ireo vondronosy St. Vincent sy ireo Grenadina : Tonight, SVG TV reported that the price of flour will soon be going up. I wonder if this is a plot to steer us away from flour and to more healthy...

Eoropa: OTAN

Greater Surbiton no manoratra momba ny fifandraisan'ny OTAN sy Rosia: “Raha tsy sahy mifanandrina amin'i Rosia akory ny vondrokerin'ny OTAN, dia mampanontany tena ihany hoe inona moa izany no tena ilàna ny OTAN?” Ary miresaka amin'ny fifandraisan'i Gresy amin'i Makedonia ao amin'ny OTAN ihany koa izy: “Mpikambana bitika tao amin'ny...

Timor atsinanana: Inona no lazain'ny mpiresaka momba an'i Tibet?

Tamin'ny fivoahan'ny lahatsarin'ny Guardian momba ny toe-draharaha tany Tibet no namoahan'i Daniel Arruda [pt] ny heviny: “Mazava be ny fitsarana:'Tsy tian'i Shina ho fantatra ny zavamisy marina any Tibet’ na ‘manomboka miasa ny fampielazan-kevitry ny Shinoa praopagandy’.” Lahatsary mampiseho hoe hatraiza ny hamaroan'ny mpamoaka hevitra aty amintsika no miezaka handà...