14 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 14 Janoary 2008

Libanona : “Ireo zanakisoa telo”

Ms Leventine, any Libanona dia mindrana ilay angano fanta-daza “Ireo zanakisoa telo” mba hanambarana amintsika izay fomba fahitany ny toe-draharaha any Libanona ankehitriny : Once upon a time, there were...

14 Janoary 2008

Mali : Vady aman-janaka navela

Faits Divers d'Afrique no mitatitra ny “lahatra” mpahazo ireo vady aman-janaka navelam-badiny izay lasa hila-ravinahitra: Après sept ans de mariage, Djénéba Kamaté vit loin de son mari. Il est parti...

14 Janoary 2008

Japàna : Fikendrena ireo Tanora

I David Marx dia nanoratra lahatsoratra mahaliana mikasika ny Kolotsain'ny Tanora Japoney ao amin'ny Neojaponisme : The cover story in the February issue of Takarajima is titled “Youth are Becoming...

14 Janoary 2008

Egypta : Boky avy amin'ny Blaogy

Fantsona tsotra fampahalalam-baovao ny blaogy, ary izay atolony dia mety ho (zavatra samihafa toy ny) vaovao, tatitra, famoaboasana raharaha pôlitika, na sary. Misy koa ireo mpiblaogy izay mizara ny fandinihany,...

14 Janoary 2008

Rosia : Yakov Slashchov

De Rebus Antiquis Et Novis indray no manoratra mikasika ilay jeneralin’ny Tafika Fotsy Yakov Slashchov: “Avy amin’ny tantarany no nanoratana ny tantaran’ny jeneraly Khludov noforonon’i M.Bulgakov mitondra ny lohateny hoe...

14 Janoary 2008

Filazam-panairana Tazovony ao Brezila

“Nanantitra ny filazalazana amin’ireo mpizahatany manam-pikasana ny hitsidika ny faritra sasantsasany ny fitondrana Breziliana fa misy aretina tazovony raikitapisaka any ”. Azonao jerena ao amin’ny Brazil Travel Blog ny toerana...

14 Janoary 2008