Angôla : Ny zo hifidy

Ny blaogy Desabafos Angolanos monina any Angôla dia manambara ho fandresena ny hetsika fitakian-jo nataon'ireo zanaka am-pielezana Angôlana mipetraka any Lisbôna [renivohitry Pôrtigala] ny 19 Novambra 2007 :

« “Sucesso? Com 20 pessoas ?” Sim !!! Sucesso porque foram 20 pessoas debaixo de chuva, 20 pessoas entre 100 000 que não tiveram medo, que não se resignaram, (…) Vamos continuar a lutar pelos nossos direitos. Só pararemos de reivindicar o direito do voto, quando efectivamente nos for concedido esse direito. »

« “Fandresena ? Amin'izay olona 20 monja ? ” Eny !!! Tena fandresena tokoa satria nahavory olona miisa 20 tamin'ny andro moran'andro, 20 tamin'ireo 100'000 izay tsy resim-pampitahorana, tsy nilavo lefona, […] Hotohizanay ny tolona hoan'ny zonay. Ary tsy hitsahatra ny hitaky ny zonay amin'ny fandraisana anjara amin'ny fifidianana izahay raha tsy mahazo izany. »

Paula Góes

1 hevitra

  • Mandre ihany aho etsy sy eroa fitakiana io zom-pifidianana io hoan’ireo zanaka am-pielezana Malagasy monina ivelan’ny nosy … anefa satria tsy misy fiaraha-mientan’ny be sy ny maro, dia toa efa namoy sahady io zo fototra io ny diaspôra Malagasy raha ny fijeriko azy 🙁

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.