Tantara mikasika ny Etazonia tamin'ny Marsa, 2018
Fihetsiketsehana Nataon'ny Tanora Tany Syria Hanohanana Ny Syrian Air
Nametraka andiana sazy ara-barotra sy ara-toekarena izay nampisy fiantraikany teo amin'ny fiainana andavanandron'ny olom-pirenena Syriana tamin'ny faritra maro i Etazonia. Nampiasa ny aterineto ny tanora Syriana mba hanoherana ny fanasaziana ny fiaramanidina Syrian Air, noho ny fandraràna ny fividianana fiaramanidina ara-barotra vaovao sy ny fividianana ny fitaovana hanoloana ny simba.
Ny Zava-misy Mahafadiranovan'ny ‘Amerikana Tsy Nahy’
"Ao amin'ity tontolo mahafadiranovana ity, mitàna toerana manokana ianao... Tsy Amerikana any ampitan-dranomasina ianao, tahaka ireo 9 tapitrisa hafa. Tsy mbola nanana finamanana na fifandraisana amin'ny manampahefana Amerikana ianao. Tsy manana taratasy Amerikana afa-tsy ny taratasy fanamarinam-piterahanao ianao.."
India: Tsy Fitafin'ny Mpampihorohoro Ny Sari
Nesorina teo amin'ny tsipi-piarovana ao amin'ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenen'i Jackson-Evers tany Mississippi, Etazonia ny ambasadaoro Indiana any Etazonia Meera Shankar, ary noteren'ny Fitantanam-Piarovana Ny Fitaterana (Transport Security Administration) (TSA) hanaovana fisavana ny vatany.
Global Voices Maitso Amin'ny Andron'ny Tany 2008
Ilaina ny mampifanaraka ny valan-javaboahary amin'ny fiovaovàn'ny toetrandro ...Mivoaha ary mandehana amin'ny taninao. Ny firenenao. Ny planetanao. Dieny mbola manana azy ianao.
Pikantsary Ara-Kolontsaina Laharana faha-6 : Voninahitra
Inona no tonga ao an-tsainao voalohany raha vao maheno ny teny hoe voninahitra? Jery todika amin'ny haino aman-jery amerikana sy pakistaney
Armenia-Azerbaijan: Antsafa Niarahana Tamin'I Elizabeth Métraux
Hetsika antserasera mampiasa bilaogy sy lahatsary mba hampifandraisana ny tanora Amerikana sy Armeniana ary Azerbaijani hiara-miasa amin'ny famoronana ny fampitam-baovao tompon'andraikitra ara-tsosialy ny DOTCOM, fandaharanasa novokarin'ny PH International ary tohanan'ny Departemantam-panjakana Amerikana. Miresaka amin'ny Talen'ny Fandaharanasa Elizabeth Métraux ny Global Voices Online.