· Febroary, 2017

Tantara mikasika ny Etazonia tamin'ny Febroary, 2017

Nalaza ny Fampivadian'ny Iraniana An'i Iran sy i Etazonia Tamin'ny Alalan'ny #LoveBeyondFlags

Mba hanoherana ny kabary tsara lahatra feno fankahalana eo amin'ny fitondram-panjakan'izy ireo sy hanehoana ny fankasitrahan'ny Iraniana amin'ireo Amerikana mpanao fihetsiketsehana izay nitsangana nanohitra ny fandraràna fivezivezena nosoniavin'i Trump, nataon'ny Iraniana malaza tao amin'ny Twitter ny #LoveBeyondFlags [Fitiavana Mihoatra ambadiky ny Faneva]