Tantara mikasika ny Etazonia tamin'ny Febroary, 2018
Japana: Mahazo Fanohanana Avy Amin'ny Tanàna Japoney i Obama
Mitombo ny fientanam-po anatinà tanànan'ny mpanjono matoritory ao amorontsirak'i Japana. Nahazo jery tsy mahazatra ny tanànan'i Obama, izay midika hoe "morontsiraka kely" amin'ny teny Japoney, noho ny fifanojoan'ny anarany amin'ny anaranà mpifaninana iray ho filoham-pirenena Amerikana.
Zaza 10 Taona ao Florida Nitory ny Governemanta Amerikana noho ny Haratsin'ny Politika Ara-toetr'andro
"Mieritreritra aho fa voinam-pirenena ny fiovan'ny toetr'andro ka mahavoa ny olon-drehetra"
Ejipta: Fahatsapan'ny Firenena Iray
Manana tolona hafa amin'ny ambasadaoro Israeliana sy Amerikanina ao an-toerana ireo mpianatra Ejipsianina, miaraka amin'ny fijerin'izao tontolo izao mifantoka any Annapolis. Nandika avy amin'ny teny Arabo i Eman Abd Al Rahman.
Mitana Ny Lohalaharana Amin'ny Oscars Indray I Meksika !
Lohalaharana tamin'ny fanendrena Oscar ny 'The Shape of Water' an'ilay mpanatontosa horonantsary Meksikana Guillermo del Toro , ary mankalaza izany miaraka amin'ny andiana fampahatsiahivana marobe ny tontolon'ny Twitter any Meksika .