Tantara mikasika ny Romania tamin'ny Desambra, 2015
Manao Teatira Ara-politika Amin'ny Resaka Kolikoly Ve Ilay Governemanta Misokatra?
Io izy mitsangana miresaka momba ny maha zava-dehibe ny fangaraharàna, ny fisokafana, ary ny teknolojia ho an'ny governemanta. Avy eo herinandro aorian'izany, nametraka fialàna amin'ny maha praiminisitr'i Romania azy izy.