Tantara mikasika ny Romania tamin'ny Desambra, 2018
Romania: Fihaonamben'ny NATO sy Fifamoivoizana ao Bucharest
"Taorian'ny nihainoako ny tatitra mahakivy momba ny fifamoivoizana maraina tamin'ny onjampeo, gaga aho raha nahita fa malalaka nóho ny andavanandro ny làlana (toy ny amin'ny Alahady mangingina)", hoy ny tatitry ny bilaogera Romanina iray momba ny fifamoivoizana ao Bucharest amin'ny andro voalohan'ny Fihaonamben'ny NATO.