Tantara mikasika ny Albania tamin'ny Jolay, 2019
Asa tanana any am-ponja: manamboatra asa tanana “Made in prison” ireo vehivavy gadra any Albania
Tranonkala iray izay mivarotra vokatra namboarin'ireo vehivavy voafonja ao amin'ny fonjan'i Ali Demi ao Tirana, fonja tokana ho an'ireo vehivavy ao amin'ny firenena Balkana izay ahitana mponina 2,8 tapitrisa ny "Vita tany Am-ponja".