Tantara mikasika ny Tajikistan tamin'ny Jolay, 2013
Tadjik Mpikambana Ao Amin'ny Parlemanta Mitsipaka Ny Mariazy Mifangaro “Indrindra Amin'ny Shinoa“
Tsy fandre matetika hoe lasa resabe nasionaly ny hevitry ny Solombavambahoaka malemy paika iray ao Tajikistan, kanefa vetivety dia latsaka am-bavan'ny maro ny anaran'i Saodat Amirshoeva, vehivavy iray mpikambana ao amin'ny Parlemanta (MP) izay manana hevitra mafonja maro mikasika ny mariazy mifangaro.