Tantara mikasika ny Tajikistan tamin'ny Aogositra, 2018
#AvotsoryKhayrullo: Mitaky ny rariny ho an'ilay mpanao gazety Tajik miatrika fitsarana ny vondrona mpiaro ny zon'olombelona

Nampakatra ny raharaham-pitsarana nahazoany sazy 12 taona an-tranomaizina taorian'ny niresahany momba ny kolikolin'ny manampahefana ilay mpanao gazety malaza sady be herimpo.