Tantara mikasika ny Tajikistan tamin'ny Novambra, 2013
Ny Tambajotra Sosialy Eo Anatrehan'ny Fifidianana Tao Tadjikistan : “Dingana Lehibe ” Ve Sa “Tabataba” Fotsiny Ihany ?
Nahitàna resabe manodidina ny fifidianana filoham-pirenena tao amin'ny tambajotra sosialy tao Tajikistan. Nisy ihany anefa fiombonan-kevitra tamin'ny hoe, mety hitondra fiovàna ve iny resabe iny .