Tantara mikasika ny Tajikistan tamin'ny Novambra, 2017
Tajikistàna : Nahoana Ny Vehivavy Manambady No Matahotra Ny Rafozany, Na Mbola Alohan'ny Hanambadiany Aza
Nandritra ny sivy volana voalohan'ny taona 2017 tany Khatlon irery ihany, any amin'ny faritra atsimon'ny firenena, vehivavy 300 eo ho eo , manambady, no nitaraina noho ny fanararaotana ataon'ny rafozam-baviny azy ireo.