Tantara mikasika ny Tajikistan tamin'ny Febroary, 2014
Mpanao Gazety Nampandoavin'ny Fitsarana Tajik Onitra Noho Ny Filazana ny Manampahaizana Mpankatoa Ho ‘Diky’
Nodidian'ny fitsarana handoa onitra mihoatra ny 6000 dolara US noho ny "ratra ara-maoraly" ny mpanao gazety iray nanatsonga ny tenin'i Vladimir Lenin tamin'ny fitsikerana ny manampahaizana mpanaiky hatrany notendren'ny fanjakana ao Tajikistan.
“Tsy Zava-tsy Manjary Na Aretina Akory Izahay”: Hoy Ireo Bilaogera Mpitia Ny Mitovy Taovam-pananahana Aminy Ao Tajikistan
Nomen'ny media sôsialy fahafahana hiteny momba ny toe-tsaina feno fankahalàna azy ireo ny vondrom-piarahamonin'ireo olona mitovy taovam-pananahana nefa mifanambady ao Tajikistana. Na izany aza, mbola miraikitra mafy dia mafy anefa ireny toe-tsaina ireny.
“Midika Hoe Ratsy Ny Vezetarianisma” Ao Tajikistan
Vahiny iray mibitsika amin'ny anarana @onlytajikistan no miteny momba ny sakafo Tajik sy ny fomba nanovan'ity firenena ity azy hiala amin'ny maha-mpihinana zava-maniry fotsiny ka ho mpihinana hena.
“Nataon'ny Oram-panala Fahirano” i Tajikistan
Niteraka nofiratsy hoan'ireo olona an'hetsiny tao Tajikistan ny tafio-drivotry ny ranomandry matevina.