Tantara mikasika ny Tajikistan tamin'ny Janoary, 2017
Zanaka Lahin'ny Filoha Tajik, 29 Taona, Lasa Ben'ny Tanànan'ny Renivohitra
"Jeneraly 29 taona, mpiady amin'ny kolikoly, [Rustam Emomali] vao lasa ben'ny tanànan'i Dushanbe. Ary inona no mba vitanao?"
Hanao Plov Ve Tajikistan Sy Uzbekistan, Fa Tsy Ady Amin'ny 2017?
Afaka hanova zavatra maro eo amin'ny firenena roa tonta ny Filoha Ozbek vaovao.