Tantara tamin'ny Tselatra sy Kyrgyzstan
Nanokatra ny akademiany voalohany ao Azia Afovoany ny FC Barcelona ary miroso hanangana maro kokoa
Faha-29-n'ny fananganana nataon'ny FC Barcelona manerantany ary voalohany tany Azia Afovoany io akademia ao Jalalabad io.
Tohin'ny adiny amin'ny tsy fitovian'ny lahy sy ny vavy ao Kyrgyzstan ny rakikiran'i Zere vaovao
Manohy miresaka momba ny tsy fitovian'ny lahy sy ny vavy ny hira no sady mitrandraka ireo olana ara-tsosialy sy ara-politika hafa ao Kyrgyzstan manoloana ny zava-niainany akaiky sy manokana ary ny tantarany hatramin'ny fahazazany.
Maneho ny heviny amin'ny lalàna vaovao momba ny teny ao Kyrgyzstan ireo diplaomaty Rosiana, mampahatsiahy ny fanjanahantany taloha
Ampahany manan-danja amin'ny maha- mariky ny firenena ny fiteny Kyrgyz. Zava-dehibe amin'ny fahaveloman'ny vahoaka Kyrgyz amin'ny maha-vondrona foko misaraka azy sy Kyrgyzstan amin'ny maha-firenena azy izy.
Niara-nijoro tamin'ilay vehivavy mpikatroka ny fitsarana avo indrindra ao Kyrgyzstan ka mamela ny fampiasana ny anaran-dreny
Afa-manampy ny anarany avy amin'ny anaran-dreniny manomboka izao ny olona ao Kyrgyzstan.
D Billions, kalazalahy amin'ny YouTube ao Kyrgyzstan, manomboka ny fitetezam-paritra maneran-tany hanao fampisehoana
Efa tratran'ny D Billions, izay midika hoe tsiky miliara ny tanjony fatra-paniry laza hametraka tsiky eny amin'ny endriky ny olona an'arivony tapitrisa amin'ny alalan'ny lahatsarin'izy ireo ao amin'ny YouTube.
Nahita paradisan'ny tantely tao Kyrgyzstan ny hongroà mpiompy tantely
Raha nanoritsoritra ny faritra Toktogul, nilaza i Ferenc Takács avy amin'ny Fulmer hoes: “Paradisan'ny tantely ity satria paradisan’ny voninkazo.”
Ny tantaran'ireo Koreana ao Kyrgyzstan izay niova ho miozolomana
Ny fiovam-pon'izy ireo dia vokatry ny fanasilamoana indray an'i Kyrgyzstan , izay nanomboka tamin'ny taona 1991 taorian'ny nahazoan'i Kyrgyzstan fahaleovantena.
Kyrgyzstan: Mpanjaitra navoaka avy tamin'ny maizina
Genderstan no manely ny hazavana azon'ny vehivavy any Kyrgyzstan toy ny voatsindry hazo lena (teo aloha). Tsy mitsahatry ny manjaitra andro aman'alina anaty toerana kely feno milina fanjairana sy vahoaka be ka amidy dolara roa ny singan'akanjo mora vita iray.