Tantara tamin'ny Tselatra sy Japana
Gazetiboky frantsay manasa antsika hamantatra ireo endrika 50 tsy azo lalovam-potsiny amin'ireo tangoronosy Japoney
Na eo aza ireo vina ara-toekarena tsy dia mampaharisika loatra, dia maneho fahalinana be tsy mbola nisy tahaka izany amin'i Japàna ireo frantsay mpamaky.
Japàna: Festival Sanja
Zuco dia manapariaka andian-tsary mahatalanjòn'ny Festival Sanja izay fety nentim-paharazana ankalazaina any Asakosà, Tokyo, Japàna.
Japàna: Karnavaly Cosplay
The Englishman [Ilay rahangahy Anglisy] dia manapariaka andian-tsary maromaron'ny Karnavaly Cosplay [fiakanjoana sy fakan-tahaka ireo mpilalao tantara sariitatra] any Ozaka, Japàna.
Japana: Tsy misy fitaovam-piadiana nokleary?
Navoakan'i Martin J Frid tao amin'ny bolongany vao haingana ny fifanarahana miafina teo amin'i Japana sy Etazonia tamin'ny 1969 izay mandika ny foto-pifanarahana telo tsy ampiasana fitaovana nokleary nosoniavin'ny praiminisitra Japoney Sato tamin'ny taona 1974. Nosoritan'ny fifanarahana fa na misy ady na krizy dia tsy hanohitra ny fampidiran'i Etazonia fitaovam-piadiana...
Ejipta: Alaivo aloha ny Corolla-nareo
Manamarika i Zeinobia fa nanery ny Toyota Ejipta haka ny sasany amin'ny maodeliny avy any amin'ny fivarotana fiara ny Sampana Ejipsiana miaro ny mpanjifa mba hanitsy ireo Toyota manana fahasimbana fa anjaran'ny orinasa ny fandaniana amin'izany. Eman AbdElRahman
Japan: Andro itsapana ny fahaizana teny japoney
Takeshi ao amin'ny Saigon kara kita tsuma [サイゴンから来た妻] no manoratra ny momba ny vadiny Vietnamana izay nitsapa ny fahaizany teny Japoney [en] [日本語能力試験, nihongoo nōryoku shiken] tontosaina androany tahaka ny ataon'ny olona anarivony isan-taona te-hahalala ny haavom-pahaizana teny Japoney. Teo ampahitana ny vadiny teo amin'ny vohikalam-pitsapam-pahaizana no nahatarika an'i Takeshi-san...
Japana: Namoaka DVD ilay mpanao politika Yuri Fujikawa
Ny hivoahan'ny [ja] DVD mampivoitra ilay mpanao politika japoney 27 taona Japanese Yuri Fujikawa [藤川 優里], mpikambana ao amin'ny antenimieran'ny tanànan'i Hachinohe [八戸市] ao amin'ny Pirefekitioran'i Aomori [青森県], izao no ambentin-dresaky ny dinika (forum) rehetra [ja]. Raha hitamberina ny nidirany tamin'ny asany voalohany tamin'ny fiandohan'ity taona ity, dia nantsoina hoe...
Japana: ny bika tsy mahasalaman'ny “Oliravina”
Mpamaham-bolongana Japoney Miyakichi ao amin'ny Miyakichi Nikki no mamelabelatra hoe nahoana moa no tsy mahasoa (tsy mifanaraka amin'ny fahasalamana velively) ny bika asehon'ireo mpilatro mahafatifaty manerantany amin'izao fotoana izao ireo [ja], izay mametraka ny safidy ho an'ireo hatsatra tarehy, 40cm ny (manodidina ny) valahiny ary ny fanaovana kiraro avo voditongotra...
Japàna: Te-hanakatona ny vohikalany ve Mainichi?
Vaovao fhafa indray momba ny raharaha nampikorataba tany Japana momba ny WaiWai ( tsaho nalaza fa mpihaza ankizy ny Japoney sasany any Amerika Latina mba hohaniny), nisy vaovao [ja] nampiakatra ny isan'ny mpamaky any Japana milaza fa eo ampanadihadiana ny ahazoany manakatona ny gazetiny azo vakiana amin'ny aterineto ny gazety Mainichi. Saingy tetsy...
Japan: sarin'ny fihetsiketsehana tao Nagano
Mousan ry zareo namoaka ny sary maromaro nandritra ny fihetsiketsehana nilamina nitsena ny afo olaimpika nandalo tao Nagano, Japan a! izay hijery tsindrio io azo tsindriana io e!