· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Dika tamin'ny Jona, 2019

Fihaonana Voalohany Indrindra Ho an'ny GV Tiorka

Blaogim-Piarahamonina GV  15 Jona 2019

Nivoatra ny Lingua Tiorka. Nila ezaka sy fotoana betsaka ny fananganana azy tany rehetra tany...Tsy maintsy lazaiko fa tena hatsaram-panahy avy amin'i ElGohary ny fanampiany nandritra ireo dingana ireo satria marobe ireo fanontaniana napetrako taminy.

Fiovam-pitantanana goavana ho an'ny Lingua !

Blaogim-Piarahamonina GV  15 Jona 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny May 2015) Ry GVers malala! Mientanentana ery aho hanambara ireo fiovàna goavana sasantsasany ato amin'ny ekipa Lingua misy antsika. Nandritra ny taona vitsy lasa, Paula Goes no toniandahatsoratra tamin'ny tenimpirenena maro tato amintsika, nisahana ny fifandraisana teo amin'ireo tarika Lingua sy ny trano fanoratana, no...

Taratasim-pifandraisan'ny mpandika ES-EN : Kambana mpandika, ny Lalàmpanorenana Meksikàna ary zavatra hafa maro!

Blaogim-Piarahamonina GV  14 Jona 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aogositra 2015) Mirary Alatsinany finaritra ho an'ny tsirairay! Manantena aho fa samy niaina faran'ny herinandro lafatra daholo isika ary tsy mahandry ery hiaina herinandro iray tsara sy mamokatra! Ary moa va misy fomba tsara hamokarana mihoatra noho ny fahazoana vaovao vitsivitsy sy mampientanentana momba ny...

Taratasim-pifandraisan'ny mpandika: Fototry ny Teny, Mandika an'i Eoropa, sy zavatra maro hafa!

Blaogim-Piarahamonina GV  13 Jona 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2015) Arahaba daholo! Ialana tsiny ny fahataràn'ny taratasin-pifandraisana taminì'ity herinandro ity. Dia tonga eto amin'ity Talata mahafinaritra ity isika izao hiresahana aminareo ny momba ny … Fototry ny teny Efa mba nanontany tena angamba ianareo ny amin'izay mampiavaka ny olombelona amin'ny biby hafa? Noraisin'i...

Fandikàna Gazety: Teny vaovao, Tambajotra & Maro hafa!

Blaogim-Piarahamonina GV  09 Jona 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2015) Arahaba ry, namana GV'ers! Ialàna tsiny ny fahataràn'ny gazetintsika tamin'ìty herinandro ity. Mbola niady tamin'ny hatsiaka aho ary nandany ireo andro vitsivitsy toy ity hitanareo amin'ny sary ity: Ankehitriny satria efa miverina tsikelikely ny hery sy tanjako, ndeha isika hiresaka momba ny …...

Nanomboka nanoratra tamin'ny fiteniny ireo bilaogera Nari Jibon

Rising Voices  06 Jona 2019

Na dia lahatsoratra vitsivitsy monja aza no navoaka tamin'ny fiteny Bengali tao amin'ny bilaogin-dry zareo antsoina hoe Amader Kotha ("Ny Tantaranay") dia tsy nanoratra afa-tsy tamin'ny teny Anglisy noho ny tsy fisian'ny fanohanana an-tserasera sy amin'ny solosaina ho an'ny fiteny Bengali ny ankamaroan'ny bilaogera Nari Jibon.