Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Dika tamin'ny Janoary, 2012

24 Janoary 2012

Okraina: Ny “Photo Art” Dia Manampy Amin'ny Ady Atao Amin'ny SIDA

Rising Voices

Tamin'ny fotoana nankalazàna ny Andro Eran-tany Ho An'ny SIDA (Novambra –Desambra, 2011) dia nisy fampirantiana ny sary avy tamin'ny tetikasa “AIDS- Open Faces” natao tao amin'ny tranoheva ‘Lavra’ tao Kiev. Ny fampirantiana dia natokana manontolo ho an'ireo olona mitondra ny VIH/SIDA ary nokarakarain'ny Elena Pinchuk AINTIAIDS Foundation. fikambanana mpanao asa...

11 Janoary 2012

Okraina: Ny Anjara asan'ny Mpiandraikitra ny Fampahalalam-baovaon'ny ASTAU

Rising Voices

I Svetlana Sharamok dia mpiandraikitra ny Fampahalalam-baovaon'ny Association of Substitution Treatment Advocates of Ukraine (ASTAU). Anatin'ity fanadihadiana amin'ny alàlan'ny mailaka nataon'ny Rising Voices ity dia miresaka momba ny asany sy ny fifaliana amin'ny fahazoany anjara asa goavana amin'ny fifandraisana sy ny fahenoana zava-tsoa avy amin'ireo mpikambana izy.