Tantara mikasika ny Dika tamin'ny Jolay, 2018
[Fandikan-teny] Fahadisoam-panantenan'ny bilaogera

Nahita ny ankamaroan'ny tetikasa Rising Voices fa ny fampiofanana olona mikasika ny fomba fibilaogina dia dingana tena tsotra. Ahafahana manangana bilaogy vaovao haingana sy tsotra tahaka ny manangana kaonty mailaka vaovao ny tolotra tahaka ny WordPress sy Blogger.