Tantara mikasika ny Dika tamin'ny Avrily, 2018
Valan'aretina raboka ao Okraina: An'iza ny fahadisoana?

Nampitaitra amin'ny fisian'ny valan'aretina raboka (TB) ao Okraina ny Tahirimbola Okrainiana misahana ny olona miankindoha amin'ny rongony "Drop-In Center". Vao haingana ny tranonkalany Motylek no namoaka lahatsoratra maromaro manoritsoritra ny haben'ny olana, sy ny olana atrehan'i Okraina amin'ny ady amin'ity aretina ity.
Antso Ho An'ny Mpandika Teny: Unrest!

Ry Mpandika Teny! Taona maromaro lasa izay no naha mpanoratra mpilatsaka an-tsitrapo ahy sady toniandahatsoratra Frankôfonia tato amin'ny GV taty aoriana. Tena traikefa nahafinaritra dia nahafinaritra tokoa izany. Nandeha tany...