Tantara mikasika ny Dika tamin'ny Jolay, 2017
Ry Mpandika Lahatsoratra: Tianao Ve Ny Hanohana Ny Tetikasan'ny Zon'olombelona Vaovao?

Mitady mpandika lahatsoratra ny Human Rights Measurement Initiative (HRMI), orinasa ara-tsosialy manerantany eo am-piaingana manana tanjona hamorona indray ny fomba hamokarana sy ampiasana ny lahatahirin'ny zon'olombelona.