Tantara mikasika ny Dika tamin'ny Febroary, 2022
Sambany nisy tamin'ny teny Aymara ny fampiharana fiarovana ankihy noho ny asan'ireo mpikatroka fiteny Boliviana
"Aminay, ny fiteny no mari-panondroanay. Raha very ny fiteninay, dia very ny fomba amam-panaonay, ny kolontsainay, ny tantaranay, ny fahalalan'ny razanay -- very ny zava-drehetra."