Tantara mikasika ny Dika tamin'ny Oktobra, 2018
Torohevitra Ho An'ireo Mpandikateny Vaovao – Fizaràna Faha 3: Fomba Fiteny Sy Media Sosialy

Manana ny anjarany amin'ny fifampizaràna traikefa ireo media sosialy, izay tena sarotra adika. Tsy maintsy tena mahafantatra ny hevitra manodidina izay voalaza.