Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2012

Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Marsa, 2012

18 Marsa 2012

Bahrain: Aiza i Ali Abdulemam?

GV Mpisolovava

Koa satria manopy maso isan'andro ny hafatra sy fanamarihana ao amin'ny pejiko Facebook aho, dia manopy maso koa ny mombamomba an'i Ali Abdelemam. Isanandro dia manontany tena aho raha misy lahatsoratra avy any aminy. Isan'andro dia manopy ny masoko aho amin'ny rindriny mba hijery izay lahatsoratra sy sary avy amin'ny...

15 Marsa 2012

Emira Arabo Mitambatra: Mafana Fo Iray Voasambotra Noho Ireo Bitsiny

GV Mpisolovava

Niaraka tamin'ny fahaterahan'ny Lohataona Arabo, toa menatry ny feo rehetra izay mitaky ny fanovana sy fanavaozana ireo manam-pahefana any Emirà Arabo Mitambatra. Ny fanombohan'izany dia tamin'ny fisamborana tsy an-drariny ireo mafana fo dimy noho ny fanasoniavan'izy ireo fanangonan-tsonia tao amin'ny aterineto

14 Marsa 2012

Tatitra Isan-taona Momba Ny Toerana Misy Ireo Mpiaro Ny Zon'Olombelona Any Shina, 2011

GV Mpisolovava

Namoaka ny tatitra isan-taonany momba ny raharahan'ireo mpiaro ny zon'olombelona any Shina (2011) ireo Sinoa Mpiaro ny Zon'olombelona. Na teo aza ny fanakatonana mafy ny Aterineto, manohy miady amin'ny fitaovana fanivanana ireo mpampiasa aterineto sy ireo mafana fo

03 Marsa 2012

Shina: Mpampiasa Aterineto Iray Voatàna Nandritra ny 3 Andro Noho Ny Famerenany Namoaka Hafatra Iray Tao Amin'ny Vondrona QQ

GV Mpisolovava

Voasambotra ny pôeta iray, Zhou Nan, mipetraka any amin'ny tanànan'i Wenzhou, Zhejiang noho ny famerenany namoaka hafatra iray an'i Long Yihai