Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Oktobra, 2011

30 Oktobra 2011

Syria: Nanjavona Tany Damaskosy Ny Mpitoraka Blaogy Malaza Iray

GV Mpisolovava

Niala tao an-tranony tao Damaskosy ilay mpitoraka blaogy Siriana Hussein Ghrer tamin'ny Alatsinainy 24 Oktobra, ary tsy mbola niverina. Izy dia lehilahy 30 taona, manambady ary manan-janaka roa. Ny lahatsoratra farany indrindra ao amin'ny blaogin'i Ghrer dia mifantoka amin'ny fisamborana an'ilay mpitoraka blaogy Siriana Anas Maarawi (izay efa afaka amin'izao...