Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Oktobra, 2013
Nampijaliana Ny Namako Satria Mibilaogy
Olo-tsotra i Safy izay niasa teo amin'ny sehatry ny informatika saingy taorian'ny fitifiran'ny polisy misahana ny rotaka ny namany nandritra ny herinandro voalohany nanombohan'ny revolisiona, tsy nety taminy intsony ny ho "olo-tsotra"
Azia Atsimo Atsinanana: Lasa ny Didy Jadona, Mbola Mitoetra Kosa ny Fanivanana
Mbola henjana ny sivana any amin'ireo firenena maro ao Azia Atsimo Atsinanana na ao anaty aterineto izany na tsia, amin'ny alalan'ny fampiasana lalàna fanaovana didy jadona sy fampanarahan-dalàna henjana ny media.