· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Jona, 2012

Koety: Mpiondana Aterineto Telo Nosaziana An-tranomaizina

GV Mpisolovava  11 Jona 2012

Hatramin'ny niparitahan'ny Lohataona Arabo, narahan'ireo manampahefana Koetiana akaiky tokoa ireo mpampiasa aterineto ary antsoiny hanaovana fakàna ambavany sy alefan-dry zareo eny amin'ny fitsarana matetika noho ny fanenjehana azy aminà raharaha samihafa izay ny betsaka dia manana endrika ara-pinoana na politika.