Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Septambra, 2011

Angletera : Mankany Fanaraha-maso Ny Fampahalalam-baovao Sosialy

Noho ireo korontana sy fandrobana nisy tao Londona sy tany amin'ireo faritra hafa any Angletera tamin'iny herinandro lasa teo iny, dia nanao fanambaràna niezinezina ny Praiministra Anglisy David Cameron fa mandinika akaiky ny fomba araka ny lalàna sy ara-teknikà hanakanàna ny fibosesikin'ny fidiran'ny olona ao amin'ny Blackberry Messenger ny governemanta...