Jairo Aristizabal (@AristizabalOssa) nametraka hafatra mampalahelo momba fialàna'ilay mpanao gazety:
Desde este humilde trino deseo de todo corazón que vuelva Felix de Bedout le va hacer falta al periodismo independiente del País.
Ampanetren-tena tanterakasy amin'ny fo no aniriana ny hiverenan'i Felix de Bedout, ho banga azy ny fanaovan-gazety tsy miankinaeto amin'ny firenena.
Nicolás Henao P. (@NicolasHenaoP) nanaiky fa anisan'ny mpanohana ny filoham-pirenena teo aloha Alvaro Uribe Vélez izy, nefa mahalala koa ny asa fanaovan-gazety:
Soy muy Uribista y él muy anti, pero yo siento que Colombia perdió un gran periodista como lo es Félix De Bedout
Tena “Uribista” be aho, ary izy dia mpanohitra Uribe, nefa aho mahatsapa fa very mpanao gazety lehibe i Kolombia, izay toa an'i Félix De Bedout.
Carlos Cortés Castillo [es] avy amin'ny vohikala La Silla vacía [es], dia manoratra amim-panajana tanteraka ho an'ilay mpanao gazety, mitanisa ny 8 taona tao amin'ny “W Radio Colombia“:
Se fue el policía malo, señores y señoras. Félix, el detective que sacaba confesiones a bofetadas y encaraba a los sospechosos agarrándolos del pelo, no estará más en la estación. Fueron ocho años de persecuciones en caliente, de esquivar golpes, de horas y horas de interrogatorios a punta de tinto tibio.
Tompokolahy sy tompokovavy, lasa ny polisy ratsy. Félix, mpitsongo dia nampanaiky tamin'ny felaka tehamaina, tsy hisy intsony ao amin'ny onjam-peo. Nenjehana nandritra ny 8 taona ry zareo, nidify ny famelezana, fakànaamb-bavany mandritra ny ora maro
Así como cuando les mandaban amenazas y sufragios a periodistas como Félix de Bedout y Daniel Coronell. #Uribíctima.
Ny gazetiboky Semana [es] mitanisa ny fanambaran'i Félix de Bedout tamin'ny tafatafa niaraka tamin'i Jimena Dussan: “Santos dia manao zavatra betsaka tàhaka ny Uribe, fa amin'ny fomba tsara kokoa”
Juan Manuel Méndez manamarika [es]amin'ny lahatsoratra:
Félix de Bedout hace buen periodismo pero sin modales.
Manao ny asa fanaovan-gazety tsara tsy asiana larony i Félix de Bedout.
Luis Felipe Cogollo, mpamaky hafa ny Semana, dia nitsikera[es] koa ilay mpanao gazety:
A este periodista lo carcome el odio y la ponzoña y le hace perder la objetividad que deberían tener para trabajar en un medio que se supone es serio como lo es esta revista. (…)
Tao amin'ny Twitter i Tatiana Jaramillo V. (@TatianaJaramillo) no namaly ilay fanamarihana :
No estoy segura si el “Santos hace muchas cosas de Uribe, pero con mejores modales” de Félix de Bedout es bueno o malo…
Farany, tao amin'ny bilaogisifera, Kienyke [es] dia nampakatra lahatsoratr'i Harold Abueta iza an'i y navoaka taty aoriana tamin'ny bilaogy hafa [es]:
Decenas de políticos veían en él a un enemigo. Los sacaba de casillas y los ponía contra la pared cuando no podían explicar los alcances de un proyecto de Ley o cuando tenían intereses personales en negocios con el Estado.