Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Aogositra 2018.
Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 595 isika, nahasarika mpitsidika 263.920 ary jeripejy miisa 324.972. Nahatratra 263.445 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.564 tao amin'ny Twitter.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.
Songadina
- Namoaka ny fizarana fahatelo amin'ny andian-dahatsoratra “Izahay no Global Voices Alemaina ” izay nampahafantatra an'i Alice Scherlies i Julia Krebs, Mpitantana ny Fandikan-teny amin'ny teny Alemana.
- Namoaka ny fitadiavana ireo mpandika teny Birmana izahay .
- Miroso amin'ny Vaomieram-piarahamonina izahay: Ny zavatra ataonay sy ny fomba anaovanay izany , ny Fampahafantarana ireo Mpanelanelana , ary Nahoana izahay no manangana Vaomieram-piarahamonina .
Ireo nitarika tamin'iny volana iny:
Lahatsoratra
Malagasy 200
Espaniola 84
Rosiana 64
Grika 50
Frantsay 46
Tsidi-pejy
Espaniola 91.863
Frantsay 37.168
Portiogey 37.031
Japoney 31.638
Shinoa Nentim-paharazana 17.434
Arabo ar 128.479
Shinoa 42.261
Espaniola es 19.673
Frantsay fr 17.444
Amharika am 8.891
Shinoa 177.708
Arabo ar 42.832
Bangla bn 7.809
Espaniola es 7.524
Frantsay fr 5.524
Misaotra anareo ry Lingua! Ianareo no tsara indrindra ?
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, and Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!