Tantara tamin'ny 20 Septambra 2018
Vaovao farany Lingua volana Aogositra 2018
Manolotra ny Lingua volana Aogositra 2018 ny mpitantana ny Lingua.
Ceasefire Liberia: Hevitra momba ny andron'ny fahaleovantenan'i Liberia faha-163
Nankalaza ny tsingerintaonan'ny fahaleovantenany faha-163 tamin'ny volana lasa (26 Jolay 2010) i Liberia, repoblika zokiny indrindra ao Afrika, ary mahavaky fo ny mahita fa taorian'ireny taona rehetra ireny, dia mbola firenena iray an-dalam-pandrosoana miaraka amin'ny olany rehetra i Liberia.
Fampahafantarana ny tetikasa firesahana momba ny fady
Mitohy ny fanomanana ho an'ny atrikasa voalohany ao amin'ny tetikasa "Miresaka ny Fady" nokarakarain'ny ekipa avy ao amin'ny vondrona ao Kairo Nazra for Feminist Studies, iray amin'ireo tetikasa telo eto Ejipta izay tohanan'ny Rising Voices amin'izao fotoana izao.
Fahatsiarovana an'i Boukary
Araho ireo sary navoakan' i Claire izay natao hahatsiarovana ny fiainany sy ny asan'ilay mpikambana ato amin'ny vondrom-piarahamonintsika Itompokolahy Boukary Konate tany an-tanindrazany .
Manerantany: Mihamiboridana am-pandihizana i Yahoo !
Bilaogera Maraokana iray liana amin'ny teknolojia vaovao i MS Hijiouji . Niresaka momba ireo tolotra farany hivarotana ny Yahoo amin'ny alàlan'ny Microsoft, Google na AOL izy tao amin'ny bilaogin-dahatsorany farany, araka ny lahatsoratra nadikan'i Lasto Adri ao amin'ny Global Voices avy amin'ny teny Arabo.
Ny fanehoana an-tsarintany ny bilaogy (teny espaniola)
Ireo fitaovana goavana hijerena sy ahitana ny firenena sy kolontsaina hafa eo am-pototry ny solosainao.