LAHATSARY: Belarosia 2020: Mbola eo am-pisintomana ?

 

Amin'ity andiany voalohany amin'ny andian-dahatsoratry ny Global Voices Insights ity, nanatevin-daharana an'i Filip Noubel sy Maxim Edwards ato amin'ny Global Voices ilay mpandalina ny fampitam-baovao Maryia Sadouvskaya-Komlach, ilay mpanakanto Rufina Bezlova ary ilay manam-pahaizana Gregory Asmolov mba hamerina hiresaka momba ireo zava-niseho nipoaka tany Belarosia taorian'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny volana Aogositra 2020.

Nalefa mivantana tamin'ny 14 Desambra 2020 ny fivoriana.

Vakio ny fitantarana manokana ataon'ny Global Voices momba an'i Belarosia ao amin'ny https://globalvoices.org/specialcoverage/belarus-in-turmoil/ .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.