Taratasim-baovaon'ny RV : Tongava hanaraka ny “Linguapax MOOC” momba ny fahasamihafàn'ny fiteny
Fanamarihan'ny Rising Voices: ity taratasim-pifandraisanay mpivoaka indroa isam-bolana ity dia manome famintinana ireo lahatsoratra farany nivoaka momba ireo rehetra endriky ny fampiatiana nomerika, anatin'izany ny fidirana sy ny fampiasàna ireo fitaovana nomerika, ary koa ireo fomba hafa sy hetsika ahafahan'ireo vondrompiarahamonina mandray anjara feno anaty aterineto. Vakio eto ireo taratasim-pifandraisana efa nivoaka teo aloha..
Arahaba ry mpamaky, ka manao ahoana ianareo amin'izao Febroary izao? Manana zavatra mampientanentana hozaraina aminareo rehetra izahay!
Tamin'ny taona lasa, ny “Linguapax International”, ilay fikambanana mitoetra ao Barselôna dia namorona Massive Online Open Course (MOOC) iray (Fampianarana misokatra ho an'ny daholobe ety anaty aterineto) antsoina hoe Ny fahasamihafàn'ny fiteny, Hatao inona? ary nanasa ny Rising Voices sy ireo hafa manampahaizana mba hifampizara ny zavatra iainan-dry zareo. Amin'izao fotoana izao ilay lesona dia azo raisina ao amin'ny sehatra fianarana Coursera, toerana ahafahana manoratra maimaimpoana ny anarana ho an'ireo liana handray anjara. Ao anatin'io fampianarana io, ho azonao atao ny mianatra, tsy ny momba ny fahasamihafàn'ny fiteny fotsiny ihany, fa koa ireo olana eo amin'ny fampiharana araka izay niainan-dry zareo sy niatrehan-dry zareo azy ireny tanaty toejavatra isankarazany nanerana izao tontolo izao.
Fanampin'izay, ho an'ireo izay efa namaky im-betsaka tato anatin'ity Taratasim-baovao ity ny mombamomba an'i Subhashish Panigrahi, mpikambana ato amin'ny vondrompiarahamonina RV, amin'ity indray mandeha ity ianareo dia hanana vintana hifanatrika amin'Atoa Panigrahi “mivantana” ary handre azy hiresaka momba ny firotsahan'ny Rising Voices’ ao anatin'ny fikatrohana nomerika ho an'ny fiteny.
Hahafantarana misimisy kokoa momba ity fianarana ity, izay nifanampianay ny nananganana azy, tsidiho ity lahatsary fampahafantarana ity, nataon'ny Linguapax International.
MISIMISY KOKOA AVY AMIN'NY BILAOGIN'NY RISING VOICES
Rehefa miresaka fahasamihafàn'ny fiteny… Inona no anjara toerana raisin'ny fiteny ao anatin'ny ady amin'ny fandisoana ny vaovao? Izany no lohahevitra fototry ny adihevitra tao anatin'ny kaonferansa an-tserasera izay nokarakarain'ny Rising Voices, tsy ela akory izay, niarahana tamin'ny First Draft. Tongava mamaky ity lahatsoratra ity mba hahitana ny famintinana ilay fifanakalozan-dresaka tamin'ireo manampahaizana manokana avy any Etiopia, India, ary Burkina Faso nizara ny traikefan-dry zareo avy any amin'ny misy azy momba io olana io.
Mandritra izany, tianay ny mizara aminareo ireo vaovao tsara momba ny fandresena manantantara teny amin'ny fitsaràna tao Meksika. Fitsarana voalohany io, izay tsy hoe fotsiny nametraka fanavahana ny atao hoe mpamatsy tolotra fifandraisandavitra mitodika amin'ny varotra sy ny ho ana vondrompiarahamonina, fa koa handray anjara amin'ny fanampiana hiantohana ny fahamoràn'ny fidirana amin'ireo tolotra finday ho an'ireo vondrompiarahamonina any ambanivohitra manerana io firenena io. Vakio ato ny tantara manontolo.
HETSIKA SY KAONFERANSA HOAVY
Miasa miaraka amin'ireo teratany zokiolona / na misaina momba ny fampidirana ireo zokiolona manodidina anao hampiasa ny sasantsasany amin'ireo fitaovana nomerika mety hanampy azy ireny hiaina tsaratsara kokoa ny fiainany? Mety haniry hanjohy ireo olona manana sy mifampizara izany fomba fijery izany ianao ao anatin'ity kaonferansa an-tambajotra maimaimpoana ity, 100% karakarain'ny Digital Leeds sy ireo mpiara-mitantsoroka. Andro: 25 Febroary 2021 @ 10:30am (GMT) Fanamarihana: tsaratsara kokoa raha mamandrika toerana amin'ny Eventbrite
FITAOVANA & LOHARANO
Misy fanontaniana misokatra ho an'ireo mpampianatra, na iza na iza? Ny Creative Commons dia nanao izay ahafahana mahazo ireo andiana “Open Education Lightning Talks“ avy aminy mba ho azo raisin'ny tsirairay liana amin'io lohahevitra io. Raha tsy vitanao ny nanjohy ireny resadresaka tamin'ny Desambra lasa teo ireny, vintana ho anao ny handre izay azon'ireo mpandray fitenenana ireo hambara momba ny asa ataony.
Mila fanampiana kely ve ianao momba ny drafitrao fiarovana nomerika, sa mitady ny hanao izay hahatsara kokoa ny efa eo? Mety ho tianao ny hitsirika ny Umbrella — fampiasa manana loharano malalaka, “creative commons” — an'ny Security First. Aza misalasala mizara ny eritreritrao miaraka aminay raha te-hanandrana azy io ianao!
VAKITENY, FIHAINOANA, ary FIJERENA FANAMPINY
- The FPCC 30th Anniversary Report via First Peoples’ Cultural Council
- Why the Yukon’s Indigenous languages are disappearing, and what’s being done to get them back via APTN
- Ghanaian Wikimedians Create Audio Recording Of 4000 Dagbani Words via NTV Ghana
- Free online Tlingit language class sees widespread interest during pandemic via KFSK
Misorata anarana hahazo ny Taratasim-Baovaon'ny Rising Voices
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...