‘Miangavy, vonoy dieny izao aho': ny Twitter Japoney manoloana ilay endrika famantarana (mascotte) vaovao tsy mahazatra natao ho an'ny Osaka Expo 2025

Mponina iray ao Osaka maneho hevitra momba ilay fango vaovaon'ny Expo 2025: “Azo heverina ho biby iray mampitahotra be voamaso ve izy io?” Pikantsary avy amin'ny fantsona Youtube ofisialin'ny FNN News
Tamin'ny faran'ny Aogositra, rehefa navoaka ho fantatry ny maro ilay fango ho an'ny 2025 World Exposition — izay hatao ao Osaka, andrefan'i Japàna — narehidrehitry ny sarintsarina horohoro ny media sôsialy japoney tamin'ny voalohany, saingy vetivety foana ilay izy dia lasa naka tefiendrika (design) tokamiavaka sy tsy mahazatra.
Rehefa naboraka, niteraka fanehoankevitra misafotofoto isankarazany ilay tefiendrika nandresy, ny safidy ‘E’ (jereo ny bitsika etsy ambany), nosafidiana avy amin'ny lisitra nisy fango dimy napetraka hifaninana :
Yall, why did they choose E when they had so many beautiful choices? We are so confuuused.
Which one would you have chosen? pic.twitter.com/ZtVrnJxeMh
— Kurly in Kansai (@KurlyInKansai) August 26, 2020
Ho an'ny rehetra, nahoana ry zareo no nisafidy ny E nefa nanana safidy tsara marobe? Tena misavoriiiitaka isika.
Izao amin'ireo no mety ho nosafidianao?? pic.twitter.com/ZtVrnJxeMh
— Kurly in Kansai (@KurlyInKansai) 26 Aogositra 2020
Atao isaky ny efatra taona eo ho eo any amina foerana samihafa manernaa izao tontolo izao nanomboka tamin'ny 1851, maharitra volana enina eo io fampirantiana iraisampirenena io, mahasarika mpitsidika an-tapitrisa amin'ny ankapobeny, ary mikendry ny hanasongadina ny zavabitan'ireo firenena mandray anjara.
Mitovy amina mofo dônaty menamena nasiana maso mangamanga, ny anarana ofisialin'ilay fangon'ny World Expo 2025 dia 命の輝き (inochi no kagayaki, midika hoe “famirapiratan'ny fiainana”). Kanefa, nomen'ireo ao amin'ny Twitter Japoney anaram-bositra hoe koroshite-kun ilay fango, izay azo adika tsotsotra ho “Ramose, miangavy vonoy dieny izao aho”.
Nick Kapur, manampahaizana amin'ny tantaran‘i Japàna sy Azia Atsinanana, izay niparitaka be ireo bitsika nalefany momba ilay zavatra hafahafa, tsy mahazatra, na izay mahaliana tsotra fotsiny izao, dia nanangona andiana kisary mahatsikaiky fanehoankevitra, izay narindrany ho anaty fahana Twitter lavabe sy voazava antsipirihany:
Nomarihan'i Kapur fa marobe ireo kisary mahatsikaiky no nanasongadina fampitahàna mampitahotra kokoa, na mety hampihoron-koditra momba ilay fango, toy ity hala-tàhaka feno eso ny Parasyte ity, tantara iray mampihoron-koditra noforonina ho ana andian-tantara ‘manga':
EXPO 2025 Osaka reveals the logo.
……it's Shimada in Parasyte ? pic.twitter.com/BkIbO68XgE— otakujp (@otakucalendarjp) August 25, 2020
EXPO 2025 Osaka mamboraka ilay fango.
……i Shimada ao anatin'ny Parasyte ve io? pic.twitter.com/BkIbO68XgE— otakujp (@otakucalendarjp) 25 Aogositra 2020
Tsy ny rehetra no nivarahontsana tamin'ilay fango, kanefa, nisy olona iray nampiasa ilay tefiendrika mba hanjairany fehitenda ho an'ireo sàkany:
大阪万博のロゴ「命の輝き」編んだ🧶 pic.twitter.com/iFQU8ctgeu
— とざわみーこ(よしえだ製作所) (@yoshieda1394) August 25, 2020
Nanjaitra ilay fangon'ny Osaka Expo aho.
Nitondra iangampanahy hamorona zavatra fampiasa an-dakozia ihany koa ilay fangon'ny Osaka Expo:
Just making a Caprese, nothing to see here. #コロシテくん #OsakaExpo2025 #Osaka #コワイ #vegetarian #salad #caprese pic.twitter.com/tgIMAMSPwG
— Ann 杏 Kilzer (@stonecoldkilzer) August 29, 2020
Mba manamboatra Caprese fotsiny, tsy misy na inona na inona hojerena eto. #コロシテくん #OsakaExpo2025 #Osaka #コワイ #vegetarian #salad #caprese pic.twitter.com/tgIMAMSPwG
— Ann 杏 Kilzer (@stonecoldkilzer) 29 Aogositra 2020
Olona iray mpankafy fanaovana mofo no nanamboatra cookies (mofomamy kely):
小麦粉とバターと砂糖と卵の混合物に命を吹き込んでみました。
…というわけでいのちの輝き君クッキー完成です!#BlookyCookie#いのちの輝き pic.twitter.com/hckbJCH2wt
— 砂鼠@きみ選辞退しますごめんなさい (@Nirone7C2C) August 25, 2020
Lafarinina kely, dobera, siramamy ary atody dia lasa misy aina ilay fango! Vonona ho karepohana ilay “Famirapiratan'ny fiainana” (inochi no kagayaki)!
Iray hafa mpampiasa media sôsialy no namorona sarisary iray ho an'ny “augmented reality (AR)” ao anatin'ny iPhone, izay mifototra amin'ilay fango:
あいつを召喚できるARつくったよ
iPhoneの人はここからダウンロードして遊んでnehttps://t.co/T2cTciZDyq#コロシテくん #いのちの輝きくん #いのちの輝き #大阪万博 #Expo2025 #C4D #C4Djp pic.twitter.com/yoYHfXn8z5
— Keisuke Terashima #KeepDistanceRuler (@kskee) August 26, 2020
Namorona kisary iray ho an'ny AR aho, izay afaka miantso (ilay fango). Azon'ireo manana iPhone atao ny mitroka azy ao amin'ny rohy https://t.co/T2cTciZDyq #koroshite-kun #InochiNoKagayaki #OsakaExpo2025
Olona iray hafa kosa namorona lalao an-dahatsary 8-bit:
“ Destroy the eye ! ”#いのちの輝きくん #命の輝き pic.twitter.com/VwJ2Qa0Jct
— 21@Skeb募集中 (@444th_spare21) August 25, 2020
“ Poteho ny masony ! ”#いのちの輝きくん #命の輝き pic.twitter.com/VwJ2Qa0Jct
— 21@Skeb募集中 (@444th_spare21) 25 Aogositra 2020
Tsy nandalo fotsiny ireo fitovitoviana misy amin'ilay fango sy ireo endrika mitovy aminy aty amin'ny fiainana tena izy:
Many people pointed out how the logo looks similar to the Amazon Rainforest fruit guarana.
23/ pic.twitter.com/49z7ZQL5tw
— Nick Kapur (@nick_kapur) August 29, 2020
Marobe ireo olona nahamarika ny fitovian'ilay fango amin'ny voankazo garana avy any anaty Ala Mando ao Amazônia.
23/ pic.twitter.com/49z7ZQL5tw
— Nick Kapur (@nick_kapur) 29 Aogositra 2020
Ny hafa indray nanandrana ny naka sary an-tsaina ny mety ho fihetsehampon'ilay fango taorian'ny nikiakiahan'ny olona ny momba azy tety anaty media sôsialy:
コロシテくん pic.twitter.com/IwpLWEjJNk
— 関西風うどん🛡📕🥃⚡️🦌🧲 (@Umai_TanTanMen) August 25, 2020
[maribolana]
“Eh!”
“Tsy misy fika!”
“Tena tsy mampino ity!”Ing. “Vonoy dieny izao aho”: (latsa-dranomaso rehefa maneho hevitra amin'ireo fanararaotana izy)
Ny sasany nisafidy ny hijery ny lafiny tsara amin'ilay fango vaovao :
As weird as the 2025 Kansai Expo logo is, at least it isn’t as mind-numbingly boring as the 2005 Aichi Expo one was. pic.twitter.com/0BfPCX5Ve7
— SamuraiGodzilla (@Samuraigodzilla) August 26, 2020
Na hafahafa tahaka ny ahoana aza ilay fangon'ny Kansai Expo 2025, farafaharatsiny aloha tsy dia manelongelina ny saina loatra raha mitaha amin'ilay an'ny Aichi Expo 2005. pic.twitter.com/0BfPCX5Ve7
— SamuraiGodzilla (@Samuraigodzilla) 26 Aogositra 2020
Vakio ireo fahana Twitter manontolo an'i Nick Kapur miaraka amina kisary mahatsikaiky maromaro kokoa, ary mba hahazoana misimisy kokoa dia araho ny tenifototra #コロシテくん (koroshite-kun) ao amin'ny Twitter.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...