Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Feo avy ao Zimbaboe miampy firenena 3 hafa (2005)

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Septambra 2005)

Tongasoa eto amin'ny fizarana fanokafana ny “Feo avy amin'ny Zimbaboe Plus 3″ izay antenaiko fa hahita vaovao avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Afrikanina maromaro ianao

Zimbabwe:- Ao anatin'ny olana goavana ilay fantatra ankehitriny toy ny hoe MDC Senate Debacle, Hetsika ho an'ny Fanovana Demokratka, ny antoko mpanohitra lehibe ao Zimbaboe, tokony handray anjara amin'ny fifidianana loholona amin'ny faran'ny volana ambony ve izy ireo.

The Bearded Man miresaka momba ny ady anaty an'ny MDC,

“Sadly the fighting within the ranks of the MDC continues. Gift Chimanikire has publicly labasted the MDC leader, stating that the party WILL contest the senate elections and anyone who thinks otherwise should just ‘shut up’. Mugabe has been quoted as saying that the fighting within the opposition party show it to be an ‘irrelevent party’.”

Eddie Cross, a top political advisor to Morgan Tsvangirai the MDC leader, shared some of his views on the crisis with readers at zimpundit.

Reknowned author Chenjerai Hove uses the disease analogy to explain what is happening with the MDC.
Meanwhile Boinky of of Mugabe Makaipa lauds the fact that the Zimbabwean dollar is going to be scrapped “at a date to be announced.”

Jonathan Moyo the one time Mugabe critic turned top Mugabe henchman and ditched by Zimbabwe's strongman charges that the MDC is a party founded on “protest politics” and lacks ideology hence it's frequent failures. You can find more on this and other startling developments in Zimbabwe in zimpundit's Monday post.

Finally, Sokwanele, the civic action blog shares one of the many valuable lessons he's learnt from life in Zimbabwe.

Malawi:-Geeta points out the irony of the season's first rains while hunger threatens to make life tougher in the country.

Rwanda:- George Conard writes about the vast potential cell phones have to change life in the developing world as more and more people use the cell phone “a platform rather than just an application.” Some in Rwanda are already using cell phone airtime in place of the currency.

Burundi:- RW chronicles the loss of civilian life at the hands of Agathon Rwasa's Forces nationales de libération (FNL) during September. Here's another extensive list of atrocities.

More from ZimPundit next week!

Mampalahelo fa mitohy ny ady ao anatiny ao amin'ny MDC. Nitsikera ampahibemaso ny filohan'ny MDC i Gift Chimanikire, nilaza fa Hifaninana amin'ny fifidianana loholona ny antoko ary tokony “hangina” fotsiny izay rehetra mihevitra ny mifanohitra amin'izany. Toa nilaza hono i Mugabe fa mampiseho azy ho toy ny “antoko tsy mana-danja ” ny ady ao anatin'ny antoko mpanohitra. “

Eddie Cross, mpanolo-tsaina ara-politika ambony an'i Morgan Tsvangirai, filohan'ny MDC, mizara ny sasany amin'ny fomba fijeriny mikasika ny olana ho an'ireo mpamaky ao amin'ny zimpundit.

Mpanoratra malaza Chenjerai Hove mampiasa fampitahana aretina mba hanazava ny zava-mitranga ao amin'ny MDC.
Mandritra izany, Boinky ao amin'ny Mugabe Makaipa midera ny zava-misy fa hialàna “amin'ny daty mbola ho ambara” ny dolara Zimbaboeana.”

Jonathan Moyo, efa mpitsikera an'i Mugabe tany aloha nanjary mpanohana an'i Mugabe ary niharan'ny fiampangana mahery vaika nataon'ny lehilahy maherin'i Zimbaboe fa antoko naorina tamin'ny “politikan'ny fihetsiketsehana” ny MDC ary tsy misy foto-kevitra ka izany no mahatonga ireo tsy fahombiazana matetika. Afaka mahita vaovao fanampiny momba izany sy ny fivoaran-draharaha mahavariana hafa ao Zimbaboe ao amin'ny latsoratra Alatsinain'ny zimpundit ianao.

Farany, Sokwanele, bilaogy momba ny hetsika sivika mizara ny iray amin'ireo lesona mana-danja indrindra nianarany tamin'ny fiainana tao Zimbaboe

Malawi:-Geeta miresaka ny esoeso momba ny orana voalohani amin”ny vanim-potoana raha mandrahona ny fiainana ho mafy kokoa kosa ny hanoanana ao amin'ny firenena.

Rwanda:- George Conard manoratra momba ireo finday marobe izay tokony hanova ny fiainana ao amin'ny firenena an-dalam-pandrosoana satria miha-maro ireo olona mampiasa finday ho “sehetra iray fa tsy fampiharana fotsiny.” Efa mampiasa “fahana” finday ny ao Rwanda ho solon'ny vola.

Burundi:- RW mamakafaka ny fahaverezan'ain'ireo olon-tsotra teo am-pelatanan'ny tafi-pirenena Agathon Rwasa ho an'ny fanafahana (FNL amin'ny teny Anglisy)  nandritra ny volana Septambra. Ity ny lisitra hafa momba ireo habibiana.

Mbola maro no hoavy avy amin'i ZimPundit amin'ny herinandro manaraka!

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.