Tantara tamin'ny 28 Mey 2019
‘Kolontsain'ny famonoana olona sy ny tsimatimanota': Namoizana ain'olona roa ny tifitra tao amin'ny toerana fisotroana kafe any Filipina
"Tsy mbola fantatra mazava ny antsipiriany feno, saingy ny hany fantatra dia ny hoe nanosika ireo mpamono olona hirehareha amin'ny basiny ampahibemaso ary hitifitra olona io kolontsain'ny famonoana olona sy ny tsimatimanota io."
Tongava Manatevina Laharana ny #RightsCon Tunis Translation Lab: Antso ho an'ireo miteny Arabo, Frantsay ary Espaniôla
“Ny RightsCon Translation Lab, miaraka miasa amin'ny Lingua, dia miainga avy aminà hevitra tena tsotra: ndeha isika handika ireo bitsika rehetra tsara indrindra nalefan'ny #RightsCon ho amin'ny teny Espaniôla, Frantsay ary Arabo.”
Niatrika ny fiainana rehefa avy nasaina hisotro dite
Lasa fomba fiainan'i Yemenita andavanandro ny mitady ny zavatra tena ilaina fototra mba hivelomana
Feo avy ao Zimbaboe miampy firenena 3 hafa (2005)
Tongasoa eto amin'ny fizarana fanokafana ny "Feo avy amin'ny Zimbaboe miampy 3" izay antenaiko fa hahita vavao avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Afrikanina maromaro ianao.
Fampahafantarana avy amin'ny bilaogy nizeriana (2005)
Miresaka ny lahatsoratra vao haingana 419 (hosoka) izay nivezivezy nanerana ny tontolon'ny bilaogy sy ny fampitam-baovo antserasera ny LAHATSORATRA TAMIN'NY HERINANDRO avy amin'i Naija Jams.