(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2012)
Nivory manokana mba hifanakalo hevitra momba ny olana sy ny hevitra mifandraika amin'ny Global Voices ny vondrom-piarahamoninay nandritra ny telo andro nialoha ny Vovonana Global Voices 2012 tany Nairobi, Kenya.
Jereo ity lahatsoratra lavalava kokoa ity raha te hahalala misimisy kokoa momba izany ianao, raha tsy izany dia ankafizo aloha ireto sarin'ny mpikambana ao amin'ny Global Voices nihaona mivantana ireto!
‘Global Voices Village’ – ny foiben'ny fihaonanay manokana tany Nairobi, Kenya. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.
Mpandray anjara. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.
Ethan Zuckerman sy Rebecca MacKinnon, mpiara-manorina ny GV . Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.
Mianatra teny Swahili. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.
Fihaonan'ny Global Voices. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.
Ny vondrom-piarahamonina manatrika ny fivoriana. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.
Tranonkalan'ny Global Voices. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.
Tsidiho ny vondronay Flickr raha hijery sary maromaro kokoa.