15 Mey 2019

Tantara tamin'ny 15 Mey 2019

Syria: Nosakanana ny Blogspot? Inona no atao manaraka?

GV Mpisolovava  15 Mey 2019

Araka ny tatitra farany avy any Syria, dia toa voalaza fa nakaton'ireo mpamatsy tolotra aterineto Syriana rehetra ny sehatra Blogger an'ny Google, izay mampiantrano ny bilaogy malaza blogspot.com. Nakaton'i Syria imbetsaka ny fidirana ao amin'ny Blogspot.

Fitetezam-bilaogy Kenyanina

  15 Mey 2019

(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka 30 mey 2005) Efa nandrasana hatry ny ela. - Scentiments miresaka zavatra izay matetika resahin'ny bilaogera kenyanina maro any am-pielezana – manina an'i Kenya. -Ny mpanao politika Kenyanina nanome aingam-panahy tamin'ny fotoanan'ny ‘ahoana moa raha’. Tsy izany angamba no nokasain'ny mpanolotra ny AGOA (Africa Growth and...