Ny vovonana tany Budapest 2008

Olona maherin'ny 200 no nanatrika ny vovonana fahatelo tany Budapest tamin'ny 27-28 Jona 2008 izay notontosain'ny Global Voices Advocacy, Global Voices ary ny Media Hungaria mba hiresahana momba ny fahalalaham-pitenenana an-tserasera, ny fanaovan-gazetin'olon-tsotra ary ny fikatrohana. Taorian'ireo roa andro nanatanterahana ny fivoriana ho an'ny daholobe dia mbola nijanona ho an'ny roa andro hafa ireo mpanoratra, toniandahatsoratra ary mpandika teny manodidina ny 75 mba hiresaka ny fomba hiatrehana ny tetikasa tamin'io vanim-potoana io sy amin'ny hoavy.

Azo jerena ao amin'ny tranonkalan'ny Vovonana ireo lahatsary, ny fitantarana bilaogy mivantana, ary ireo sary .

Global Voices Citizen Media Summit 2008 in Budapest

Vovonana Global Voices ho an'ny Fampitam-baovaon'Olon-tsotra  2008 – Misaotra anareo!

Raha hijery ny famelabelarana bebe kokoa avy amin'ny georgiap. (mariho: fihaonambe ho an'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.