Tantara tamin'ny 06 Mey 2019
Mihamafy ny krizy ara-politika ao Venezoela ary mitombo ny sivana antserasera
Miha-vitsy hatrany ny sakafo, ny rano ary ny herinaratra, toy ny fidirana amin'ny tambajotram-pifandraisana. Nahatonga ireo Venezoeliana maro ho ao anatin'ny fotoanan'ny fiahiahiana maharitra ireo antony ireo, miaraka amin'ny loza mitatao amin'ny fifandonana feno herisetra eny an-dalambe.
Nofoanan'i Angola ny antso fitadiavan-tolotra iray rehefa nahiana ny fisian'ny kolikoly
Tamin'ny janoary 2018 no natsangana ny Telstar, manana renivola 550 euros, ary ahitana ny jeneraly Manuel João Carneiro (90%) sy ny mpandraharaha António Cardoso Mateus (10%) ho manana ny petrabola ao aminy
Atahorana ny ain'ilay mpikatroka Emiraty nogadraina, Ahmed Mansoor, enina herinandro nitokonana tsy hihinan-kanina izy izao
Nahazo ny loka Martin Ennals ho an'ireo mpiaro ny zon'olombelona tamin'ny taona 201 i MansoorHe. Nogadraina imbetsaka izy nanomboka ny taona 2011. Mitokona tsy hihinan-kanina izy ankehitriny
Azia atsimo: Mihaino bilaogy
Azia atsimo, mihaino bilaogy
Ny vovonana tany Budapest 2008
Olona maherin'ny 200 no nanatrika ny vovonana fahatelo tany Budapest tamin'ny 27-28 Jona 2008 izay notontosain'ny Global Voices Advocacy, Global Voices ary ny Media Hungaria mba hiresahana momba ny fahalalaham-pitenenana...