India, Mafotaka ny Adin'ny Tenifototra Mialoha ny Fifanandrinan'ireo Kandidà Amin'ny Fifidianana Ho An'ny Lohataona 2019

Pikantsarin'ilay vohikalan'i Nation with NaMo, izay milaza ho vondrom-piarahamonina ahitàna mpirotsaka an-tsitrapo lehibe indrindra ao India izay tafavory hanohana ny Praiminisitra Narendra Modi.
Raha tsy misy fanamarihana manokana dia mankany amin'ny tranonkala miteny anglisy avokoa ny rohy rehetra
Amin'izao fifidianana ho solombavambahoaka 2019 an'ny Lok Sabha, efa manakaiky izao, izay andrasan'ny maro fatratra ao India, manomana teny faneva mba hitaonana ny mponina alohan'ilay daty fandrotsaham-bato ny 11 ka hatramin'ny 19 Aprily ireo antoko politika. Nirona misimisy kokoa tany amin'ny filazambaovao sosialy ny fampielezankevitra tamin'ity taona ity, izay nitarika ady amin'ny tenifototra teo amin'ny praiminisitra sy ireo te-hanongana azy.
Ny taona 2014, Narendra Modi, mpitarika ny Antoko Bharatiya Janata no niaro ny teny faneva “Abki Baar Modi Sarkaar” (governemantan'i Modi ny amin'ity indray mitoraka ity). Tamin'ny fifidianana farany teo, Rahul Gandhi, Filohan'ny antoko mpanohitra Indian National Congress na ny Kongresy Nasionaly Indiana amin'izao fotoana izao, niantso an'i Narendra Modi ho ‘chowkidaar’ izay midika hoe mpanara-maso na mpiambina amin'ny teny Hindi. Avy eo dia niantso azy ho “chowkidaar chor hain“, izay midika fa ny mpiambina ihany no mpangalatra. Mba hampitsimbadihana ity fiantsoana ity, nanolotra ny teny fanevany ho an'ny taona 2019 ny antoko Bharatiya Janata – “Main Bhi Chowkidaar“. (Na dia mpiambina aza aho)
Ity teny filamatra ity dia niteraka onjam-panehoankevitra tao amin'ny Twitter sy tany amin'ireo sehatra fifanakalozankevitra. Ireo mpanohana mafana fo an'i BJP, fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe Bhakts, dia nanohana tanteraka ilay tenifototra– ary tonga hatrany amin'ny famokarana entam-barotra mihitsy aza.
Phir Ek Baar, NaMo Chowkidar!
India is showing its support for NaMo Again with Main Bhi Chowkidar T-shirts!
Get your own at https://t.co/6Czw3BXYBr or on the NaMo App at https://t.co/TQbP2KsOFF pic.twitter.com/ZKbfIFIehV…………………— NaMo Merchandise (@namomerchandise) March 23, 2019
Miverina indray ho mpiambina i Narendra Modi (NaMo)
Maneho ny fanohanany an'i NaMo indray Inda amin'ny fanaovana ny akanjon'i Main Bhi Chowkidar !
Alaivo ny anao ao amin'ny https://t.co/6Czw3BXYBr na ao amin'ny NaMo App amin'ny https://t.co/TQbP2KsOFF pic.twitter.com/ZKbfIFIehV
Samy nanova ny anarany tao amin'ny Twitter avokoa ireo politisiana BJP, na mpiasa birao izany na ireo manampahefana notendrena, ka nanampy hoe “Chowkidaar” manoloana ny anarany avy. Nosoloin'i Praiminisitra Narendra Modi ho Chowkidaar Narendra Modi koa ny kaonty manokany Twitter. Lahatsary iray mampiseho fampielezankevitra ahitana fifangaroan'ny olona miaraka amin'ny “Main Bhi Chowkidaar Hun” (Izaho koa mba mpiambina) izay nilalao tao aoriana no navoakan'ny BJP. Nahasarika ny sain'ny olona maro sy tsikera maro ihany koa ilay lahatsary.
Nozarain'ny Praiministra ny rohy mankany amin'ireo toeram-pivarotana ny vokatra ho an'ity fampielezankevitra hafa kely ity. Tsara ny manamarika fa tokam-po amin'ny loko Safran sy ny kisarisary ilay entam-barotra, izay manampy ny fiantsoana azy ireo ho Antokon'ny Safran.
Feno ny Bhakts (mpanohana azy) ny fampielezankevitr'i Narendra Modi sy ny famoriam-bahoaka nataony tamin'ity taona 2019 ity. Famoriam-bahoaka izay mitovy amin'ny karazana fampielezankevitra ho filohampirenena izay mety ho hitanao any Etazonia (miaraka amin'ny efijery lehibe, sora-baventy misy ny teny filamatra, sy vahoaka mitondra ireo vokatra) no toa nampisongadina ny fampielezankevitr'i Modi.
India came together and said in one voice- #MainBhiChowkidar
A big thank you to all those who took part in the programmes across India!
Your blessings and affection are a source of immense strength. pic.twitter.com/Z2qcB5MbRr
— Chowkidar Narendra Modi (@narendramodi) March 31, 2019
Niara-nirohotra India ary niteny tamin'ny feo tokana – #MainBhiChowkidar.
Isaorana lehibe ianareo rehetra nandray anjara tamin'ireo programa manerana an'i India!
Ny tsodranonareo sy ny fitiavanareo dia loharanon-kery lehibe. pic.twitter.com/Z2qcB5MbRr
Tao Mumbai, nokarakaraina ihany koa ny fifaninanana mitondra fiara ho isan'ny fampielezankevitra politikan'ny BJP. Hita ho nanao ilay akanjo misy ny loko Safran sy kisarisary avokoa ireo mpandray anjara. Nanomana fifampiresahana mivantana tamin'ny alàlan'ny lahatsary ny praiminisitra Narendra Modi tao anatin'nt fandaharana ny kabariny.
There are lakhs of Chowkidars in every part of India.
Here is where you can join a #MainBhiChowkidar programme nearest to your place of stay.
See you this evening! https://t.co/87zAQ9eJN9
— Chowkidar Narendra Modi (@narendramodi) March 31, 2019
Tsy tambo isaina ireo mpanaraka an'i Chowkidars maneran an'i India
Ato no ahafahanao mandray anjara amin'ny programa #MainBhiChowkidar akaiky indrindra ny toerana misy anao
Veloma vetivety ho rahariva indray ! https://t.co/87zAQ9eJN9
Mafimafy ihany koa ny fitsikerana nahazo ny fampielezankevitry ny tenifototra BJP ary namoaka ny teny filamatry ny fampielezankeviny koa ny National Congress Party na ny Antokon'ny Kongresy Nasionaly Indiana — “Main Bhi Berozgar” (izaho koa tsy an'asa) izay maneso ny teny fanevan'ny BJP. Ho fanohanana azy, nanolotra ny tenifototra “#MainBhiBerozgar” ihany koa ny Youth Wing of the Congress na ny Elatra Tanoran'ny Kongresy. Nanaraka izany ihany koa ny sasany amin'ireo manmpahefana avy amin'ny antoko INC ka nanova ny kaontiny Twitter.
Mba hanodinana ny fampielezankevitry ny BJP rehetra, nanova ny teny filamatrany ihany koa ny antoko INC saingy nitazona ilay iray hoe — “Chowkidar Chor Hain” (ilay mpiambina no mpangalatra). Tao amin'ilay lalaon'ny Ligy voalohany Indiana (Cricket) vao tsy ela izay tao Rajasthan, nanomboka nihorakoraka ity teny filamatra ity ny ampahany tamin'ireo vahoaka marobe, tahaka ireny lahatsary lasa miely be ireny . Nandritra ilay lalao nifanandrinan'ny fanjakana Rajasthan sy Punjab no nandrenesana ireo mpijery nihorakoraka ny hoe “Chowkidaar Chor Hain”. Mety tsy hahagaga ny sasany intsony izany, satria avy amin'ny antokon'ny Kongresy ny filohan'ny ministra ankehitriny avy ao amin'ny fanjakan'i Rajasthan.
चौक़ीदार की खुल गई पोल,
बीच मैच, मच गया शोर….“चौक़ीदार चोर है…!” pic.twitter.com/7zehsrIZGY
— Amarinder Singh Raja (@RajaBrar_INC) March 26, 2019
Nisy namaky ny resaka.
Maresaka be eo afovoan'ilay lalao
…
…
Ny mpiambina no mpangalatra …!
Tamin'ny Aprily fankalazana ny fetin'ny lainga, nanolotra tenifototra vaovao roa ny INC – #MadiMatBanao sy # ModiDiwas – hadika amin'ny teny hoe ‘Aza atao Modi izahay’ sy ny ‘Andron'ny Modi’.
देखिये कैसे आपके चौकीदार,
ले कर आये जुमलों का भंडार।कहा गई 2 करोड़ नोकरियाँ?
दुगनी आय? हर खाते में 15 लाख?बस बता रहे है – क्या बोलो, क्या खाओ
हम तो कहते अब बस #ModiMatBanao— #MainBhiBerozgar (@shyammaliINC) April 1, 2019
Jereo tsara ny mpiambina anao
Ireo izay tonga miaraka amin'ny fehezana famoretanyAiza ny asa 20 tapitrisa ?
Karama avo roa heny ? Ary aiza ireo 1,5 tapitrisa (rupia indianina) ao amin'ny kaontin'ny tsirairay ?Resaka fotsiny – inona no holazaina, inona no hohanina
Ampy izay hoy izahay #AzaAtao Modi (izahay)Fandraisana anay ho adala izany
Paikady hafa ampiasain'ireo antoko roa ireo ny manendry olo-malaza avy amin'ny sehatry ny horonantsary sy ny fahitalavitra. Io no iray amin'ireo tetikady tranainy indrindra amin'ny politika indiana sy tamin'ity indray mitoraka ity — io no hianteheran'izy ireo.
Nanomboka nametraka ny antotan-taratasy firotsahany hofidiana ireo mpifaninana avy amin'ny antoko politika ao amin'ny fari-piadidian'i Lok Sabha.
Mandritra izany fotoana izany, nisy ireo hafa nanakiana ity tetikady ity niaraka tamin'ireo mpanao hatsikana izay namely mivantana ny teny filamatry ny BJP sy ireo lahatsoratra, tamin'ny fanontaniana raha mendrika ny ho antsoina hoe mpiambina ny firenena ireo mpikambana rehetra ao amin'io antoko politika io. Mivantana be ireo mpanao hatsikana nitsikera ny antokon'ny fitondrana, ary mbola nanohy ny hafanampony hatrany hatramin'ny nampirehidrehitra ny fampielezankevitra 2019.
Hasan wanted to take a moment to respond to questions about whether or not Patriot Act uses a laugh track. https://t.co/rQmxwkIj7l pic.twitter.com/acsKhVLohU
— Patriot Act with Hasan Minhaj (@patriotact) March 31, 2019
Naniry ny haka fotoana kely mihitsy i Hasan hamaliana ireo fanontaniana mikasika ny fampiasan'ny Patriot Act feom-pihomehezana efa noraketina mialoha na tsia. https://t.co/rQmxwkIj7l pic.twitter.com/acsKhVLohU
Only a matter time of time Modiji starts selling tickets for his election rally on bookmyshow… https://t.co/a1w5xWuQ8K
— Kunal Kamra (@kunalkamra88) March 24, 2019
Fotoana fohy sisa alohan'ny anombohan'ny Modiji hivarotra ao amin'ny bookmyshow ny tapakila mikasika ny famoriambahoaka ataony ho amin'ny fifidianana … https://t.co/a1w5xWuQ8K
Handalo fitsapana avokoa izany tantara rehetra izany satria hanao fifidianana ilay demokrasia goavana indrindra eto an-tany ny 11 Aprily ka hatramin'ny 19 Aprily 2019.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 11 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 123 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 128 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...