Vaovao farany Lingua volana Febroary 2019

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Febroary 2019.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 606 isika, nahasarika mpitsidika 241.471  ary jeripejy miisa 289.230. Nahatratra 261.720 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.941 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 174
Espaniola 97
Grika 54
Rosiana 54
Frantsay 46

Tsidi-pejy

Espaniola 87.239
Frantsay 33.072
Portiogey 27.586
Japoney 27.330
Rosiana 18.296

Mpiondana Facebook

Arabo ar 126.369
Shinoa 42.699
Espaniola es 19.621
Frantsay fr 17.454
Amharic am 8.885

Mpanjohy Twitter

Shinoa 177.742
Arabo ar 42.504
Bangla bn 7.994
Espaniola es 7.540
Frantsay fr 5.567

Misaotra betsaka anareo tsirairay, manan-danja ny fandikanteninareo ! ?

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.