09 Marsa 2019

Tantara tamin'ny 09 Marsa 2019

Malezia: Bilaogera iray hafa nahazo tsikera

GV Mpisolovava  09 Marsa 2019

Nandrisika ny manampahefana mba hanadihady ny fiampangàna ny fanararaotana ara-nofo natao tamin'ireo vehivavy Penan, ao amin'ny faritr'i Baram ao Sarawak ny bilaogin-dahatsoratra iray.