Mandrisika ireo orinasa Eoropeana misahana ny aterineto sy ny fifandraisan-davitra mba hanasonia fehezan-dalàna mifehy ny zon'olombelona ireo solombavambahoaka

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2008)

Araka ny fanambarana an-gazety voaranay avy amin'ny solombavambahoaka Eoropeana Jules Maaten avy ao amin'ny antoko Holandey mpandala ny nentin-drazana, VVD, dia niantso ireo orinasa Eoropeana misahana ny aterineto sy ny fifandraisandavitra mba hanatevin-daharahana ny Global Network Initiative sy hanasonia fehezan-dalàna mifehy ny zon'olombelona, natao hiarovana ny zon'olombelona sy ny fahalalahan-pitenenana antserasera ireo mpikambana valo ao amin'ny Parlemanta Eoropeana. Vao haingana izany fehezan-dalànan'ny zon'olombelona izany no nosoniavin'ny Google, Microsoft ary Yahoo!

Tamin'ny volana febroary 2007, nandany tolo-kevitra (571 manohana, 38 manohitra) napetraky ny solombavambahoakan'ny Parlemanta Eoropeana, horaisina ho sakana ara-barotra ny sivana amin'ny aterineto ataon'ny governemantam-panjakana.

Brussels, 25 November 2008

MEPs urge Internet and telecommunication companies to sign Human Rights code

Dutch MEP Jules Maaten: “Privacy protection in authoritarian states is a matter of life or death

This morning the Dutch Liberal MEP Jules Maaten has together with seven of his colleagues from all the main political parties sent letters to the main European internet and telecommunication companies to call on them to sign a voluntary human rights code which was recently developed and signed by the American Internet companies Google, Yahoo! and Microsoft.

Jules Maaten (Netherlands, VVD): “European business must not fall behind in the protection of human rights. They are confronted with the same ethical questions as their American rivals when operating in authoritarian states such as China, Cuba and Tunisia. Innocent European software can be used by authoritarian regimes for oppression and prosecution.

The letters, of which you find a copy [below], have been sent to the CEOs of France Telecom, Telecom Italia, Telefonica, BT, KPN, Skype, Nokia, Erikson, Eutelsat, Vodafone etc. The letter is signed by Jules Maaten (ALDE), Chistofer Fjellner (EPP), Edward McMillan-Scott (EPP), Paulo Casaca (PSE), Karin Riis Jorgensen (ALDE), Henrik Lax (ALDE), Eva Lichtenberger (Verts) and Frithjof Schmidt (Verts).

The Human Rights code, the Global Network Initiative, was developed in cooperation with human rights organisations and universities agreeing to a set of principles governing how they do business in countries that restrict free speech and privacy rights. In addition to limiting the personal data they share with governments, the companies agreed to assess the human rights climate in a country before they conclude new business deals. They also pledged to respect and protect freedom of expression.

Maaten considers the self regulation of the European internet and telecommunications industry as a welcome first step, but nonetheless would like to see binding legislation adopted. On the 17th of July Jules Maaten proposed together with seven other MEPs the European ‘Global Online Freedom Act’, legislation which protects the Global freedom on the Internet.

Bruxelles, 25 Novambra 2008

Mandrisika ny orinasan'ny aterineto sy ny fifandraisandavitra ny solombavambahoaka Eoropeana mba hanasonia fehezan-dalàna mifehy ny zon'olombelona

Solombavambahoaka Holandey, Jules Maaten: “Resaka fianana na fahafatesana ny fiarovana ny tsiambaratelo ao amin'ny fanjakana anjakan'ny didy jadona”

Nandefa taratasy tany amin'ireo orinasa lehibe Eoropeana misahana ny aterineto sy ny fifandraisan-davitra ny solombavambahoaka Holandey Liberaly, Jules Maaten sy ireo mpiara-miasa aminy fito avy amin'ny antoko lehibe ara-politika rehetra androany maraina mba hiantso azy ireo hanasonia fehezan-dalàna momba ny zon'olombelona izay novolavolaina vao haingana ary efa nosoniavin'ireo orinasa Amerikana misahana ny aterineto: Google, Yahoo! ary Microsoft.

Jules Maaten (Holandy, VVD): “Ny orinasa Eoropeana dia tsy maintsy manaja ny fiarovana ny zon'olombelona. Mihatra ami'izy ireo tahaka ireo mpifaninana amin'izy ireo Amerikana izany etika izany rehefa miasa ao amin'ny fanjakana anjakan'ny didy jadona tahaka an'i Shina, Kiobà ary Tonizia. Mety ampiasain'ny fitondrana tsy refesi-mandidy ho famoretana sy fanenjehana ny rindrambaiko Eoropeana tsy manan-tsiny. “

Ny taratasy izay azo jerena kopia [etsy ambany] dia nalefa tany amin'ny tale jeneralin'ny France Telecom, Telecom Italia, Telefonica, BT, KPN, Skype, Nokia, Erikson, Eutelsat, Vodafone sns …Nosoniavin'i Jules Maaten (ALDE), Chistofer Fjellner (EPP),Edward McMillan-Scott (EPP), Paulo Casaca (PSE), Karin Riis Jorgensen (ALDE), Henrik Lax (ALDE), Eva Lichtenberger (Verts) ary Frithjof Schmidt (Verts) ny taratasy.

Novolavolaina tao anatin'ny min'ny fiarahamiasa tamin'ireo fikambanana miaro ny zon'olombelona sy ny oniversite izay nifanaraka tamin'ny fitsipika maromaro mifehy ny fomba fiasany any amin'ireo firenena mametra ny zon'ny fahalalahana miteny sy ny tsiambaratelo ny Fehezan-dalànan'ny ny zon'olombelona, antsoina hoe Global Network Initiative. Ankoatra ny famerana ny angon-drakitra manokana zarain'izy ireo amin'ny governemanta, dia nanaiky hanombatombana ny toetoetry ny zon'olombelona ao amin'ny firenena ireo orinasa ireo alohan'ny hanombohana fifanarahana ara-barotra vaovao. Nampanantena ihany koa izy ireo fa hanaja sy hiaro ny fahalalaham-pitenenana.

Noraisin'i Maaten ho dingana tsara voalohany ny fitsipi-pitondratenan'ny orinasa Eoropeana momba ny aterineto sy ny fifandraisandavitra, nefa na izany aza dia tiany ny hahita lalàna mifehy ny fanekena fampiharana izany. Tamin'ny 17 Jolay, nanolotra ny ‘Lalàna Manerantany momba ny Fahalalahana Antserasera izay miaro ny fahalalahana manontolo ao amin'ny aterineto” i Jules Maaten niaraka tamin'ireo solombavambahoaka Eoropeana fito hafa .

Ity manaraka ity ny dika mitovy amin'ilay taratasy:

Brussels, 25 November 2008

Dear Mr. Lombard,

Recently the US based Internet companies Yahoo!, Google, and Microsoft together with human rights groups and investment companies agreed upon a set of principles governing how they do business in countries that restrict free speech and privacy rights. This self regulatory code is called the Global Network Initiative (GNI).
We are counting on you to ensure that the European Internet and Telecommunication Industry also takes part in this dialogue on human rights enable to ensure a free and open Internet. We therefore urge your company to sign up to the GNI agreement. Although we would like to see further binding measures to be taken as for example the adoption of the European Global Online Freedom Act, we consider the GNI code as a welcome first step in ensuring that human rights will also be respected Online.

Yours sincerely,

Jules Maaten (ALDE)

Chistofer Fjellner (EPP)

Edward McMillan-Scott (EPP)

Karin Riis Jørgensen (ALDE)

Henrik Lax (ALDE)

Paulo Casaca (PSE)

Eva Lichtenberger (Verts)

Frithjof Schmidt (Verts)

Bruxelles, 25 Novambra 2008

Ho an'ny Atoa. Lombard,

Vao haingana ireo orinasa amerikana misahana ny aterineto: Yahoo!, Google, sy Microsoft miaraka amin'ireo vondrona mpiaro ny zon'olombelona sy orinasa mpampiasa vola no nanaiky fitsipika maromaro mifehy ny fomba fihariana any amin'ireo firenena mametra ny zon'ny fahalalaham-pitenenana sy ny tsiambaratelo. Antsoina hoe Global Network Initiative (GNI) ireo fehezan-dalàna fitondratena ireo.
Matoky anareo izahay mba hiantoka fa mandray anjara amin'ny fifanakalozan-kevitra momba ny zon'olombelona ihany koa ny indostrian'ny aterineto sy ny Fifandraisan-davitra Eoropeana mba hiantohana ny aterineto malalaka sy misokatra. Noho izany dia mandrisika ny orinasanareo izahay mba hanasonia ny fifanarahana GNI. Na dia te-hahita fepetra fanampiny mifandraika amin'izany aza izahay, ohatra hoe ny fananganana ny Lalàna Eoropeana ho an'ny Fahalalahan'ny aterineto manerantany, dia heverinay fa hohajaina ao amin'ny aterineto ihany koa ny fehezan-dalàna GNI, dingana voalohany amin'ny fiantohana ny zon'olombelona.

Misaotra indrindra,

Jules Maaten (ALDE)

Chistofer Fjellner (EPP)

Edward McMillan-Scott (EPP)

Karin Riis Jørgensen (ALDE)

Henrik Lax (ALDE)

Paulo Casaca (PSE)

Eva Lichtenberger (Verts)

Frithjof Schmidt (Verts)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.