K'aiza sy aiza daholo ianareo e! Atolotra anareo ny toetran'ny Lingua tamin'ny Septambra 2018.
Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 542 isika, nahasarika tsidika 272.382 ary jeripejy miisa 337.465. Nahatratra 263.061 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.975 ao amin'ny Twitter.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana septambra.
Songadina
- “Flipboard nampiasa ny 38% avy amin'ny zotran'ny Lingua arabo, tampony izany noho ny:
- Nampiakatra ny zotran'ny lingua Italiana tany amin'ny 25% any ho any ity lahatsoratra ity:
- Claire Ulrich, maintimolaly tamin'ny fandraisana anjara tato amin'ny Global Voices amin'ny teny Frantsay no nametraka fahatsiarovana manokana an'ilay mpikambana ato amin'ny vondrom-piarahamonina Boukary Konate, izay maty tamin'ny Septambra 2017.
- Arpan Rachman avy amin'ny Global Voices amin'ny teny Indoneziana nanoratra momba ny foaram-boky ao Jakarta.
- Navoakanay ny tatitry ny fiarahamiasa amin'ny Meedan nandika ny siokan'ny #RightsCon.
- Nanomboka ny Vaomieram-Piarahamonina GV izahay ary nampiditra ny taratasin-dohahevitra 1 sy 2..
- Kristina Edinger, mpandika teny GV espaniola mankany amin'ny teny anglisy, no nanoratra fikafikam-pandikan-teny; Fandikana mialoha sy ny tokotanin-tsehatra manodidina izany, Metalanguage sy Fandaminam-boambolana ary Tenin-jatovo sy Media sosialy
Ireo Lohalaharana tamin'ny volana septambra:
Lahatsoratra
Malagasy 172
Espaniola 70
Italiana 69
Rosiana 63
Frantsay 42
Tsidipejy
Espaniola 105.032
Paortiogey 41.411
Frantsay 34.487
Japoney 26.919
Arabo 25.163
Arabo ar 128.035
Shinoa 42.285
Espaniola es 19.647
Frantsay fr 17.493
Amharika am 8.885
Shinoa 178.115
Arabo ar 42,913
Bangla bn 7,847
Espaniola es 7,529
Frantsay fr 5,535
Misaotra anareo ry Lingua! Ianareo no mahery indrindra best 🙂
Aza adinoina ny manjohy ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, and Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!