Mialy Andriamananjara miresaka momba ny Foko

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Marsa 2008)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety mamela javascript ianao raha hijery ny lahatsary.

Tapa-bolana lasa izay, niresaka tamin'i Lova Rakotomalala, iray amin'ireo efatra mpandrindra ny fandaharana fanentanana ao amin'ny bilaogy FOKO Madagasikara aho. Amin'ity herinandro ity, dia ampiseho lahatsary misy resadresaka niarahana tamin'ny mpiara-miasa amin'i Lova, Mialy Andriamananjara isika.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.