Tolona Ho Amin'ny Fahamendrehana: Zon'ny Vehivavy Ao Afghanistan

Sary Flickr. Fampiofanana momba ny sary fanao an-gazety ho an'ny vehivavy tao Farah City, Afghanistan Tovovavy Farahi mijery ny kamerà ao amin'ny tanànan'ny nampodiana an-tanindrazana sy ny mpitsoa-ponenana ao an-toerana, 9 Feb.
Satria niteraka adihevitra mafana momba ny fanorisorenana ara-nofo manerana izao tontolo izao ny hetsika #MeToo, ny ankamaroan'ireo vehivavy ao Afganistana dia navela hijery ny fiantraikany teo amin'ny sisin-dàlana. Niampy sy niara-dalana tamin'ny fiverenan-dalana mitampodi-fohy mandrakariva ny tombony azo tamin'ny zon'ny vehivavy ao amin'ny firenena tato anatin'ny taona vitsivitsy.
Amin'izay fotoana izay, mbola mitady lalan-davitra dia lavitra ny fotoana mitovy karazana amin'ny # MeToo tompotany ao amin'ny repoblika iray tafiditra lalina amin'ny fandalàna ny nentim-paharazana ara-tsosialy sy ny asam-pahefana ara-politika mifampiaro.
Sambany raha nanatona ny faran'ny taona no nisy vehivavy telo no nahazo seza tao amin'ny filan-kevi-paritany Maidan Wardak, ao amin'izay tatatataina ho fandresena lehibe azon'ny vehivavy amin'ny fifidianana eny ifotony. Tany am-piandohan'ny taona, nampientanentana ireo mpanao fanentanana maro ny andrim-pirenena fanaovan-dalàna noho ny nandaniana lalàna iray iadiana amin'ny fanorisorenana. Saingy tamin'ny volana Desambra, io andry io ihany no nanilika vehivavy kandidà tokana ary nanaiky ireo lehilahy rehetra miisa 11 rehefa nanao fanendrena minisitra 12 ho ao amin'ny kabinetra ny filoha Ashraf Ghani.
Iray amin'ny tantaram-pahorian'ny vehivavy mampahonena indrindra tamin'ny herintaona ny iray volana mialoha ny volana novambra namonoan'i Zahra Khawari, tanora mpianatra iray tao amin'ny Oniversiten'i Kabul, tena rehefa notsipahin'ny mpanaramaso ny asany imbetsaka noho ny antony tsy mazava loatra ny fanohanana asakaroka nataony. Nanamafy ireo mpiray efitra fatoriana aminy fa sady niatrika fanavakavahana ara-poko izy no niatrika fanilikilihana noho ny maha-behivavy azy ihany koa nandritra ny fotoam-pianarany.
Manao izay hampalahelo ny kintan'ny pop, mahazo ny ratsy kokoa ny vehivavy miaramila
Indraindray no miseho andiany amin'ny kolontsaim-bahoaka, izay mahazo ako mihoatra manokana ny tolon'ny vehivavy.
Tamin'ny 20 aogositra 2017, nikarakara famoriam-bahoaka ny mpitondra fivavahana hanakanana an'i Aryana Sayeed, mpihira pop iray tsy hanao fampisehoana ao an-drenivohitra sady miampanga azy ho manolikoly ny tanora Afghan. Nokasain-dry zareo, fa tsy nahombiazana avy eo, ny hanakana an'i Sayeed noho ny fomba fisehony sy fomba fiakanjony, izay heverin-dry zareo ho mivaona amin'ny kolontsaim-pirenena sy kolontsaim-pivavahan-dry zareo.
Saingy misy ihany koa ny tranga iray hafa izay angamba manasongadina tsara ny mahazo ny vehivavy ao amin'ny firenena. Tamin'ny novambra 2017 nisy lahatsary iray lasa azon'ny rehetra ampiasaina nampiseho (kolonely) iray ao amin'ny Tafi-pirenen'i Afghanistan nanararaotra ara-nofo vehivavy iray nolazaina ho eo ambany fahefany.
Ho setrin'izany dia maro tamin'ireo tao amin'ny medis sosialy Afghan no vao maika nanome tsiny ilay niharam-boina, milaza ilay zatovovavy ho tsy manaja tena sy miampanga azy ho mitady fisondrotana amin'ny alalan'ny fanaovana firaisana ara-nofo. Misy aza ireo teoria amin'ny kianja ankavia nahazo vahana tao amin'ny media sosialy fa nisy mpifanandrina ara-politika amin'ilay (kolonely) tao ambadik'ilay zatovovavy.
قرار ویدیو های منتشر شده از دگروال لغمانی و دیگر دگروالها در فضای مجازی، احتمالاً مفعول یک نفر است و اگر چنین باشد دختر به دستور کسی یا به رضایت خود با هرکی دلش خواسته است رابطه ایجاد کرده است نه بخاطر وظیفه و مجبوریت.
Posted by Hussain Warasi on Tuesday, October 31, 2017
Raha ifotorana avy amin'ny lahatsarin'ny kolonely Laghmani na ireo manamboninahitra afa ao amin'ny media sosialy, tena nanao ny asany tokoa ilay zavatra (nandray). Fa raha izany, dia tahaka ny nalain'olon-kafa ilay zazavavy hanao an'io na nanao izao zavatra izao noho ny sitrapony feno izy, fa tsy hoe noterena na ho takalon'ny fampakarana azy amin'ny asany.
Zo sy Fiarovana Voasongona
Fahendrena ifanarahana amin'ny ankapobeny no manolotra fa naneho fihemorana goavana teo amin'ny zon'ny vehivavy ny fitondran'ny Taliban nanomboka ny taona 1996 ka hatramin'ny taona 2001 ary nisy ny fandrosoana goavana momba izany rehefa niongana izy ireo.
Saingy raha nanao zavatra maro ho famalifaliana ny Tandrefana mpanohana azy ny governemanta post-Taliban tao Afghanistan — natokana ho an'ny vehivavy, araka ny lalampanorenan'ny firenena ny 25%-ny toerana ao amin'ny parlemanta, ohatra — dia mbola tsy sakaizan'ny vehivavy velively ny andrim-panjakana hafa, indrindra fa ny eo amin'ny fitandroana ny filaminana.
Tamin'ny septambra farany teo, ohatra, nitatitra ny Mpanara-Maso Manokana ny Fanorenana Indray an'i Afghanistan avy any Etazonia (SIGAR) fa misy ireo vehivavy mananontena sasantsasany maty tany an-tany fiadiana vadiny tao amin'ny Tafi-Pirenena Afghan noterena hanao firaisana ara-nofo amin'ny mpiasam-panjakana vao mahazo ny fisotroan-dronono efa natokana ho an'ireo fianakaviana nidonam-pahoriana. Io tatitra io no nahatonga ny fivoahan'ny lahatsary mampiseho an'i Laghmani sy ilay tanoravavy efa voalaza etsy ambony.
Nantenaina hiroso bebe kokoa ho fampiharana ny zon'ny vehivavy ny Filoha Ghani, amin'ny ampahany noho ny firesahan'ny vadiny Rulha Ghani matetika ity lohahevitra ity. Notezaina tamin'ny tara-kevitra vahiny (tandrefana) moa io vadiny io.
Na izany aza, nandritra ny kabary iray tamin'ny herintaona nikendrena hampahamenatra ireo mpifanandrina aminy ara-politika i Ghani no nilaza fa ” na iza na iza milaza fa misy olona ao amin'ny governemanta miara-miasa amin'ny ISIS dia tokony hiseho ary hanaporofo izany, fa raha tsy izany dia tokony hitafy Chadur [voalim-behivavy] izany olona izany.”
…اشرف غنی واضح به این نوع پوشش اهانت کرد. او به زنان سراسر مملکت توهین نمود. به نفع اوست و به نفع حکومت اوست که از گفته ی خود معذرت بخواهد. این حد اقل کاری است که می تواند.
Nanompa an-karihary ny voalim-behivavy i Ashraf Ghani. Nompainy ny vehivavy rehetra manerana ny firenena. Hahazoany sy ny governemantany vahana ny fialany tsiny amin'ny vehivavy. Izany no kely indrindra azony atao.
Navoakan'i جعفر رسولی Jafar Rasouly tamin'ny Asabotsy 2 desambra 2017.
Tsy ela taorian'izany dia nanao fialan-tsiny tamin'ny ampahany tamin'ny fanehoan-kevitra tao amin'ny pejiny Facebook ny mpitondra-teniny, nefa mitazona ilay fanamarihana izay niteraka fifandisoan-kevitra ka nampisy fihisarany tamin'ny fandrosoana tontosa.
Saingy na dia lavitra ireo tia tanindrazana tafahoatra miteraka fankahalana ao amin'ny politika Afghan aza i Ghani, dia sariohatry ny tolona lavitra ezaka atrehin'ny vehivavy ao amin'ny firenena io teny diso io. Mbola lava sy lavitra ny lalana hitakiana ny zo sy ny fahamendrehan'ny vehivavy.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 41 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...